Jereo eto ny FANDAMINANA

Transcription

Jereo eto ny FANDAMINANA
Miarahaba antsika mpiandraikitra rehetra amin’ny anaran’ny Tompo,
Mangataka ny faritany mba hanentana ny mpizaika rehetra hitondra tee shirt (2 isan’olona) mandritra ny zaikabe. Samy
manana ny lokony :
- faritany avaratra atsinanana
Dijon, Mulhouse, Reims, Nancy,
Manga
Strasbourg, Troyes
- faritany avaratra andrefana
Amiens, Caen, Creil, Lille, Rouen
Mavo
- faritany afovoany atsinanana
- faritanyafovoany andrefana
- faritany atsimo atsinanana
- faritany atsimo andrefana
Abidjan, Cergy, Grands Champs,
Fahazavana, Melun, Orléans, Port
Royal Arago, Fihobiana Paris, Vato
Fehizoro, Vincennes
Athis Fanantenana, Nantes, Paris,
Poitiers, Rennes, Tours
Aix Marseille, Annemasse, Avignon,
Grenoble, Lyon, Nice, St Etienne
Bordeaux, Clermont Ferrand, La
Réunion, Montpellier, Toulouse
maitso
Orange
Fotsy
Mena
Ny ekipa dia ekipan’ ny faritany:
Ny zoma matchs éliminatoires 17h30-19h
Ny disciplines sportives misy : FOOT, BASKET, VOLLEY (à partir de 12 ans) PING PONG (à partir de 7 ans)
Ny faritany tsirairay dia manangana ekipa ka mba alefa mialoha araka izay haingana azo atao aty amin'ny « animation »
ny lisitra.
Any amin’ny FOOT :
Mpiandraikitra ekipa Animation
mila arbitre roa avy amin’ny faritany Avaratra Atsinanana
mila assesseurs roa avy amin’ny faritany Atsimo Andrefana
Rakotoarisoa Agnès
Any amin’ny BASKET :
Mangataka arbitre roa avy amin’ny faritany Avaratra Andrefana
[email protected]
Assesseurs roa avy amin’ny faritany Afovoany Andrefana
06 95 12 32 82
Any amin’ny VOLLEY :
Mila arbitre roa avy amin’ny faritany Afovoany Atsinanana
Assesseurs roa avy amin’ny faritany Atsimo Atsinanana
> Ireo zay manao ping pong dia mitondra raquette.
> ireo zay tsy manao sport moa dia afaka mijery film
Ny fandraisana anjara amin’ny soirée zoma dia isaky ny faritany. Mitazona ny lokony ny faritany: tee shirt, pull,
veste, foulard,...
Durée 15 minutes isaky ny faritany
Ny mpitendry zava-maneno dia mila ny solfa mialoha
Ny asabotsy 17h-18h30
Manao ny tee shirt ny faritaniny ny mpizaika rehetra
demi finale sy finale activités sportives
olympiades (de 7 à 77 ans)
activités calmes ho an’ireo zay tia mipetrapetraka (0 à 100ans)
Ny soirée dia isaky ny sampana iraisana nasionaly : tenue couleur faritany
Durée 15 minutes par sampana
Ny mpitendry zava-maneno dia mila ny solfa mialoha
Misaotra noho ny fiaraha mientana ho amin’ny zaikabe ny fiangonana FPMA

Documents pareils