Ora hisakafoanana sy fandaminana

Transcription

Ora hisakafoanana sy fandaminana
Zaikabe Fpma Atsimo 2016
http://mizara.fr/fpma.2016.zaikabe.atsimo/
Ora hisakafoanana sy fandaminana
Ny mpizaika matory ao amin’ny Cyclades dia misakafo ao
amin’ny Cyclades ary izay matory ao amin’ny Cap Vacances
dia ao amin’ny Cap vacances no misakafo.
Ireo izay tsy matory fa misakafo kosa dia ao amin’ny Cap
vacances no misakafo.
Ao amin’ny Cap Vacances dia hisy services roa rehefa
antoandro sy alina.
Ilaina ny badge rehefa hisakafo fa mila haseho ho marihina.
1) Cyclades
* samedi midi 12h30
* samedi soir 19h30
* petit déjeuner 7h
* dimanche midi 12h45
2) Cap Vacances
* SAMEDI midi DEUX services
12h-12h45
(318/2 pensions complètes + 20 repas seuls) = 179 personnes sans les
bébés de moins de 4 ans)
13h-13h45 (318/2) = 159 personnes
Salle libérée impérativement à 13h45
* SAMEDI soir DEUX services
19h30-20h15 (318/2 + 26) = 185 personnes
20h30-21h15 (318/2) = 159 personnes
* PETIT DEJEUNER 7h30 - 9h
* DIMANCHE midi DEUX services
12h30-13h15 (318/2 + 29) = 188 personnes
13h30-14h15 (318/2) = 159 personnes
Augustin

Documents pareils