Feuille de Culte Jubile Pasteur Fafa

Transcription

Feuille de Culte Jubile Pasteur Fafa
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY
FARITANY ATSIMO ANTSINANANA
Samedi 16 Juin 2012,
“Mais ma famille et moi, nous servirons le Seigneur”
“Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an'i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo. na ny
andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony,1 na ny andriamanitry ny Amorita, izay
mponina teto amin'ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah
iz a h a y ”
“Si cela ne vous convient pas, alors choisissez aujourd’hui les dieux auxquels vous rendrez votre culte : par
exemple ceux que vos ancêtres adoraient de l’autre côté de l’Euphrate, ou ceux des Amorites dont vous habitez
le pays. Mais ma famille et moi, nous servirons le Seigneur.”.
(Josué 24: 15)
(Prélude) SZM Faritany
Zavamaneno
(Fiarahabana –> Sitrapon’Andriamanitra: P.Jeannot)
Fiarahabana
Fiderana :
►Iarahana mamaky : Salamo 103
FF 48
Vavaka fihaonana :
Sitrapon'Andriamanitra
(Salutation apostolique)
(Louange)
(Prière)
(Volonté de Dieu)
FFPM 442 / 1, 2
(Fiaiken-keloka –> Hira mialohan’ny Toriteny 190/3: Pasteur Jules)
Fiaiken-keloka
(Confession des péchés)
Hira fifonana
(Kyrie eleison)
FFPM 439 / 3
Famelankeloka
(Parole de grace)
FFPM
FFPM 12 / 1, 2, 5
Fankalazàna
(Gloria)
Mpitarika:«Voninahitra ho any amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra»
►Fiangonana : «Ary fiadanana anie ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany»
Sekoly Alahady
Soratra masina
(E.D.D)
“Une Flamme a moi”
(Vavaka sy vakiteny: Faritany: Mmes Bakoly/ Alisoa/ Niry)
(Lectures bibliques)
FFPM
FFPM 190 / 1
Vakiteny voalohany
Epistily (Épître)
Josué
Philippiens
24
2
1 – 18 Bakoly
12 – 18 Alisoa
Marc
1
16 – 20 Niry
FFPM
FFPM 190 / 2
Filazantsara
(Évangile)
Isaorana anie ny Tompo noho ny Filazantsara
FFPM
FFPM 190 / 3
Toriteny
Zavamaneno
AMAFI :
(Prédication) Pasteur RANDRIA
(Prélude) SZM Faritany
(Chorale Iraisana)
1
“Misaora misaora”
(Oratoire du Louvre) Pasteur Ndranto
Fanekem-pinoana
Mino an’Andriamanitra Tsitoha aho / Izay Mpanao ny lanitra sy ny tany / Andriamanitra dia Fanahy / Andriamanitra dia
Fitiavana / Andriamanitra dia manjaka hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay / Andriamanitra dia nampiseho ny
fitiavany antsika / fa fony mbola mpanota isika / dia maty hamonjy antsika Kristy /
Mino an’i Jesoa Kristy / Zananilahy Tokana, Tompontsika aho / Tonga izy hitady sy hamonjy ny very / Izy no làlana sy
fahamarinana ary fiainana / Izy dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay /
Mino ny Fanahy Masina aho / Izy no nanambara amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika / Fanahy iray ihany no
nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray / Ny fandresena izay enti-mandresy izao tontolo izao dia ny finoantsika /
Tompo ô ampitomboy ny finoanay. Amena.
FANASAN’NY TOMPO
(Pasteur Zozo sy Pasteur Teddy: Fiomanana -> STK)
FIOMANANA:
FIOMANANA:
(CHANT DE PRÉPARATION)
PRÉPARATION)
FFPM 470 / 1
Qu'ils louent l'Eternel pour sa bonté et pour ses merveilles en faveur des hommes, car il a désaltéré les assoiffés, il a comblé de biens les
affamés. (Psaumes 107 :9)
Ho aminareo anie ny fiadanan'ny Tompo. hizara ny fiadanana isika.
(La paix soit avec vous! Partageons la paix !)
- Asandrato ny fonareo ho eo amin'ny Tompo (Elevons nos cœurs! Sursum corda)
+ Asandratray ny fonay ho eo amin'ny Tompo (Nous les élevons vers le Seigneur).
- Aoka ho derain-tsika ny Tompo Andriamanitra (Rendons grâce au Seigneur notre Dieu)
+ Mendrika ho deraina Izy. (Cela est digne et juste, Dignum justum est)
FANOMBOHANA
FANOMBOHANA
(PRIÈRE EUCHARISTIQUE)
FFPM 10 / 3 ~ 9
FANORENANA
TSIAHY SY FANGATAHANA
FANGATAHANA NY FANAHY MASINA
FFPM 353 / 1, 2
(INSTITUTION)
(ANAMNÈSE ET EPICLÈSE)
AGNUS DEI
FANANDRATANA SY FAMAKIANA
FAMAKIANA
(FRACTION ET ÉLÉVATION )
FANDRAISANA
(COMMUNION)
FF 19
ZAVAMANENO
TENY FAMPAHEREZANA
FFPM 530 + Rakitra fandraisana
Raki-pisaorana
(EXHORTATION)
(Offrande postcommunion)
(Offrandes)
FF 26
STK
(G.D.J)
“Total praise”
Vavaka fisaorana sy fangatahana
(Prière d’intercession) Pasteur Clement
Hafatra sy Tsodrano
(Envoi et bénédiction) Pasteur Charles
FF 39
Voninahitra ho an'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina Izay hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay, amen.
Mandehàna amin'ny fiadànana, ka manompoa ny Tompo.
Fiangonana : « Isaorana anie Andriamanitra.»
Filazana sy fisaorana
(Annonce et remerciements)
1) Solotenan’ny Fianakaviana (Teny Fisaorana): Jean Claude LIETARD
2) Filohan’ny Faritany (Filazana ny fizotran’ny fotoana): RAKOTOMALALA Bakoly
Zavamaneno
(Prélude) SZM Faritany
Soli Deo Gloria
2