fanatsarana ny fiompiana akoho nentindrazana

Transcription

fanatsarana ny fiompiana akoho nentindrazana
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
FANATSARANA NY FIOMPIANA AKOHO NENTINNENTIN-DRAZANA
1. TANJONA
Vokatra tsaratsara kokoa sy azo antoka (hena, atody, zezika);
Fanampin’ny vola miditra;
« boatin-drakitra »
2. FANATSARANA NY TRANONY
•
Inona ny asan’ny tranon’akoho?
•
•
Fiarovana @ fahavalo (bibidia, halatra, toetr ’andro, aretina);
Manamora ny fanaraha-maso ny tahiry sy ny vokatra (zezika, atody,
taranaka);
Manamora ny fikarakarana (sakafo, rano, fiarovana, fampanarahana, …);
Manome ny fepetra ilain’ny biby mba hamokarany (toetr’andro,
fahanginana, sns)
•
•
•
Inona ny fanatsarana azo entina @ tranony?
-
Asiana tavy misy fanafody eo @ fidirana;
Sarahina ny akoho tsy mitovy ambaratongany : lehibe (2 isaky ny metatra
tora-droa); mitarika (1-2 isaky ny m²); vantony (5 isaky ny m²);
Mampiasa lafika (taim-bakona mitombo ny zezika);
Asiana toerana fanatodizana (1/akoho 3) (30*30*30 cm) misy lafika, diovina
isan-tapa-bolana;
Asiana fiteroteronana;
Asiana tavim-pihinanana (volo, 1m/200) sy tavi-pisotroana (tavoahangy na
volo, 40 l/100 akoho);
Asiana kesika fanalana tsingoatra na parasy, avaozina isam-bolana
(fanafody carbalap 1 sotrokely + lavenona 2 sotrokely + fasika 5 sotrokely
isaky ny akoho);
Asiana toerana fanokanana eo anilany (biby vaovao sy marary);
-
-
1
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
Rehefa manara-maso ny fiompiana dia avy any @ kely no mandeha any @ lehibe
3. FANATSARANA NY SAKAFONY
•
Inona no zavatra entin’ny sakafo? Inona no andrasana @?
Mameno ny filàn’ny biby ompiana:
→
→
→
→
→
Hery manatavy tena, mivezivezy, mitombo; mamokatra atody;
Zarinofo manolo ny sela maty, mitombo, mamokatra atody;
Mineraly mamokatra taolana;
Vitaminina; singa madinika;
Rano
•
Mahafeno ireo filàna ireo ve ny fiompiana nentim-paharazana? Inona ny fanatsarana
azo entina?
•
Mamokatra ny sakafo eo an-toerana (mora vidy; tsisy aretina; azo antoka ny
kalitao; sns);
2
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
•
•
Volena ahi-maitso ny toeram-piompiana;
Mitondra ny karazan-tsakafo misy ireo filàna isan’ambaratongany:
Mitondra Filàn’ny
Sokajin-tsakafo
zanany
- Voa madinika (vary, apemba, katsaka, sns);
- Mangahazo, vomanga, sns
Filàn’ny
lehibe
Hery
kely
betsaka
Ampombom-bary na katsaka; Voa-na boribory
ravina (soja, vonemba, sns) [nampangotrahana];
viky; vovo-trondro; patsa; Ramilamina maina;
Radaka; valala; termites; sns
Zarinofo
betsaka
kely
Siran-dakozia; Vovo-taolana may; korofak’akora
(nototoana na may); Akoran’atody nototoina
Mineraly
kely
kely
antonony
antonony
Rano
•
Akohokely: mila totoina madinika ny sakafo; tsy fenoina ny tavy fa aeliny;
Ohatra (raha tsy misy sakafo hafa):
→
→
→
→
→
→
Mangahazo : 31,1 kg;
Rà-kena maina: 4,2 kg;
Soja voany: 40,7 kg;
Vovo-taolana may: 3,6 kg;
Apombo mafy: 20,5 kg;
Sira: 1 kg
Afaka atao koa ny manome fanampitsakafo (tsakitsaky voatoto) 10 hatr@ 15 g
isan’andro isaky ny akoho ho an’ireo
akoho mirenireny fa tsy mivala
(10 – 30 g/ akohokely isan’andro hatr@ 4 herinandro)
•
Akoho lehibe sy vantony : (ohatra raha tsy misy sakafo hafa), hatr@ 120g
isan’andro
Akora (kg)
Vantony
Akoho lehibe
Apombo mafy
30
21,7
Apombo malemy
30
12,4
Soja voany
23,1
36
Vovo-taolana may
6,4
5,3
Mangahazo
8,4
24,6
Rà-kena maina
2
0
sira
0,5
0,5
Afaka atao koa ny manome
fanampi-tsakafo (tsakitsaky) ho
an’akoho mirenireny :
-
20 g/andro/akoho : 1-2 volana
30 g/andro/akoho : 2-3 volana
40 g/andro/akoho
manomboka ny fahatelo
volany hatr@ fahaenim-bolany
3
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
4. FANATSARANA NY FITANTANANA
Saraina @ zanany ny reniakoho1 volana aorian’ny fahafoizany;
Hamarinina ny isan’ny lahy sy vavy (akoho lahy 1 ho an’ny reniakoho 5, 10
raha mivala ny akoho)
Tsy azo atao ny mampiaraka ny mpifady (tamboko iraika, mpianaka) ;
Diovina isan’andro ny tavy (sakafo, rano);
Havadibadika ny lafika mba ho maina na soloina (tanjona fiarovana ny
fahasalaman’ny akoho sy ny zezika)
Tsara raha raisina an-tsoratra ny hetsika rehetra atao mba ahafahana mikajy
ny tombom-barotra.
5. FANATSARANA NY FAHASALAMANA
•
•
Fanarahana ny fitsipika « bio-sécurité »;
Fanaovana ny vakisiny sy fanalana katsentsitra ara-potoana:
4
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
1 taona
ARETINA
FITSABOANA FISOROHANA FANAOVANA FISOROHANA
FAMERENANA NY
FISOROHANA
Pesta
Tsy misy
vakisiny
Manomboka 3 herinandro
Isaky ny 1 taona
Barika
Eny
vakisiny
Manomboka 3 herinandro
Isaky ny 3 volana
Tety
Tsia
vakisiny
Manomboka 1 herinandro
Indray mandeha ihany
Katsetsitra
Eny
Fanafody
3 herinandro
Isan-3 volana
Parasy sy
Tsingaotra
Eny
Fanafody
Isaky ny miseho
Alohan’ny fotoana
fisehoany
6. FANATSARANA NY TARANAKA
-
Mpanome nofo (chair): 2 kg lanja velona afaka 45 andro;
Mpanome atody (pondeuse): manatody manomboka ny 20 herinandro ka
mety mahatratra 280 mandritry ny herin-taona;
Fampivadihana ny akoho gasy @ mpanome nofo na @ mpanatody lava
5
AVSF Vatomandry en face de la place du 29 mars 1947
Tél : 034 69 473 21 – e-mail : [email protected]
7. KAJIKAJY TSOTSOTRA :
Famokarana Vatotr’akoho @ alalan’ny fiompiana akoho vavy 6 sy lahin’akoho 1
Famokarana :
Fiainany
Manatody
Mikotrika
Mitarika
Misarizoro
Fitambarany
isa
20
21
30
10
81
fatra
Andro
Andro
Andro
Andro
Andro
Ao anatin’ny herin-taona dia afaka mitarika inefatra
ny renin’akoho iray, izany hoe mamokatra
zanak’akoho 44 isan-taona ka 33 isa ny taona
voalohany ary eo @ 5% eo ho eo ny tahapahafatesana hatr@ faha enim-bolany
Ny renin’akoho 6 izany dia afaka mamokatra vatotr’akoho 21 isam-bolana tsy ankijanona 7
volana aorian’ny fanombohan’ny fiompiana.
Vinavina ny tombom-barotra mety ho azo mandritra ny telo taona :
Famaritana
Vokatra (akoho)
Vidim-bokatra
Vola mivoaka (fandaniana)
Vakisiny Tety
Vakisiny Kolerà
Vakisiny Pesta
Odi-viky
Vitaminina
Fiarovana ara-pahasalamana
Tsakitsaky fanampin-tsakafo
Fanatsarana trano
Totalim-pandaniana
Tombom-barotra
Tombom-barotra raha mamokatra
tsakitsaky
PU (Ar)
7 000
150
200
200
50
30
400
Taona 1 (Ar)
126
882 000
Taona 2 (Ar)
252
1 764 000
Taona 3 (Ar)
252
1 764 000
19 950
56 000
34 000
14 000
16 800
140 750
139 600
250 000
530 350
351 650
491 250
37 800
106 400
53 200
26 600
31 920
255 920
560 800
37 800
106 400
53 200
26 600
31 920
255 920
560 800
816 720
947 280
1 508 080
816 720
947 280
1 508 080
Raha mamokatra tsakitsaky ny mpiompy dia mitombo 1,5 avo heny ny tombombarotra azony miampy ny fiakaram-bokatry ny fambolena @ fampiasana ny zezika
voaangona.
Mahazo misafidy ny mpamokatra na mivarotra akoho 21 isam-bolana (izany hoe
mampanaraka ny akoho 2 isam-bolana) na mamoaka vatotr’akoho 63 isaky ny 3
volana (paka, fetim-pirenena, septambra ary fety faran’ny taona) raha miaraka
ampanatodizina ny reniakoho 6.
6

Documents pareils