Foi et Lumière - Accueil du site

Transcription

Foi et Lumière - Accueil du site
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
Taona faha - 18
Laharana : 05
May - Jona 2015
BELGIQUE - BELGIE
P.P
5060 AUVELAIS
P 834
Editeur Responsable : Hery RASOAMANANA
Rue A.Chif 31 - 6200 CHATELINEAU
Matoandahatsoratra
Adiny iray sy sasany .
Izany no fotoana lany anaovana 13 km raha hihazo an’Iarivo
amin’iny Lalam-pirenena voalohany iny ianao .Telopolo taona
lasa anefa izay dia mbola vita ao anatin’ny 20 mn izany
halaviran-dalana izany :
miala any amin’ny fonenanay izahay amin’ny Enina ora
sy fahefany maraina handeha hianatra, ary tonga any
Ambohijatovo-Avaratra amin’ny fito latsaka dimy. Tsy tara !
Tsy ny lalampirenena voalohany ihany no mandany fotoana
fa ny lalana rehetra manodidina an’Iarivo rehetra.Taorian’ny
orambe sy ny rivodoza volana Janoary sy Febroary dia
loaka ny ankamaroan’ny lalampirenena sy ny lalana vao «
nohavaozina » tao an-drenivohitra. Ny ankamaroany anefa
dia efa talohan’izany fotoana izany .Fa dia nahoana loatra ry
havana no lasa tahaka izao ity firenentsika, ny renivohitra sy
tanàna lehibe manerana an’i Madagasikara ? Tao anatin’ny
efa-taona monja dia rotika ny tanàna. Tsy nisy fikarakarana
ve sa odian-tsy hita ? Tsy afenina fa nisy koa ny zara fa vita
tamin’ireny làlana ireny. Ny tendrombohitra kely eran’ny tanana
dia feno etsy sy eroa nandritra ny volana Aprily. Ny fofona
amin’izany tsy hita izay ilazana azy. Ny mpivavaka anefa
rehefa Alahady na asabotsy na Zoma dia madio tsara avokoa
: na zaza na lehibe. Ao ny taterin’ny fiarakodia raitra hatreo
am-bavahadim-piangonana na ambavahadin’ny « mosqué ».
Tsy misy mahita ny fako mitoby eo amoron-dalana ny rehetra
satria handeha hivavaka... Tsy mahita ny fako mitoby etsy sy
ireo ihany koa ny ministra na filohampirenena rehefa ao anaty
fiarakodia katrakatraka ialohavan’ny « bemoto » mikiririoka ...
satria maika !
Lasa ny saiko ary atosako aminao mpamaky : rehefa hivavaka
na maika ve dia adino ny loto sy ny fofona maimbon’ny
firenena? Mba tsy ho izany anie no mbola hiainan’ny
taranatsika Malagasy afaka roapolo taona ao an-tanindrazana
ao . Iriko hiova amin’ny tsara ny tananatsika tsirairay amin’ny
volana septambra, raha tahiny ka ho vita ihany ny fifidianana ho
ben’ny tànana amin’ny faha 31 Jolay hoavy izao. Fadio ny mifdy
fakofakon’olona e ! Na izany na tsy izany, fadio ny manarinary
fako etsy sy eroa rehefa mandalo tanana misy havana satria
tsy fanariam-pako i Gasikara ! Miala tsiny aminao raha zavatra
somary mahasorena no hamaranako ny taona eto amin’ny
gazetintsika.Taratry ny fiainam-pirenena ankehitriny angamba
O ? Hihaona soa amin’ny volana septambra e !
Hr.
Taona faha - 18
Laharana : 04
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
Martsa - Aprily 2015
Fampaherezana :
« Aza mitsara araka ny miseho,
fa mbà mitsarà marina »
(Jaona 7 : 24)
Tsy hanazava io andinin-tsoratramasina io aminao mpamaky
aho araka izay mahazatra, fa tiako kosa hitarika ny sainao
hieritreritra sy handinika eo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina
fa nisy olona anankiray voalazan’ny baiboly, nosinganiko
tamin’ireo maro, nahatanteraka io Tenin’Andriamanitraio ,
dia ilay jiolahy anankiray niara-nohombohana tamin’i Kristy
Jesoa. Izao no teniny raha nananatra ilay namany nanevateva
an’Andriamanitra izy : «Moa ianao tsy mbà matahotra
an’Andriamanitra na dia izao samy voaheloka izao izao aza ?
Ary « marina « ny anamelohany antsika, fa ity lehilahy ity kosa
«Tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza »;
izany hoe : « tsy meloka ».
Nitsara marina ny tenany izy ary nitsara marina an’i Jesoa ;
nitsara marina izy satria Andriamanitra no nanome azy
«fahamarinana ao am-po sy fahendrena ao amin’ny miafina»
(Sal. 51 : 16). Azo antoka sy itompoana fatratra fa tsy afaka
hitsara marina mihitsy ny olona « tia vola, mpila harena, matimboninahitra », dia ireo voagejan’ny fitiavantena . Soa ihany fa
mahari-po sady be famindram-po ny Tompo Andriamanitry
ny kristiana ka tsy sasatra ny manambara ny sitrapony izay
«tsara sady ankasitrahana no marina » amin’ny olombelona
rehetra , indrindra amintsika « zanany sy nalainy ho fananany».
Izao ary ny hafatra sy fampaherezana ho antsika izay
mamaky izao lahatsoratra izao : « ...mivavaha sy mangataha
ho anareo mba hofenoina fahalalàna tsara ny sitrapony
(sitrapon’Andriamanitra) ianareo amin’ny fahendrena sy
ny fahazavan-tsaina rehetra avy amin’ny Fanahy Masina,
mba handehananareo mendrika ny Tompo, hanaovana ny
sitrapony (sitrapon’Andriamanitra) amin’ny zavatra rehetra,
dia mahavokatra amin’ny asa tsara rehetra sady mitombo
amin’ny « Fahalalana tsara » an’Andriamanitra... » araka izay
nampaherezin’i Paoly Apostoly ireo kristiana tany Kolosia
(Kol.1 : 9-10).
Ho an’Andriamanitra Ray sy zanaka ary fanahy Masina
mandrakariva ny Voninahitra.
Razefania Arsène,
Loholona FJKM-Fenoarivo/Atsimondrano
L’Esprit saint de Dieu
L’Esprit saint, qui « souffle où il veut » et dont on ne sait « ni
d’où il vient ni où il va » (Jn 4,8), est profondément entouré de
mystère. Pourtant, pour les croyants, « il demeure auprès d’eux
et il est en eux » (voir Jn 14,17). Parler de l’Esprit saint est une
entreprise à la limite de l’impossible ! Il est le secret de Dieu. Il
est la puissance grâce à laquelle Dieu est sorti dans le monde
et a rempli de sa présence la création tout entière.
Les chrétiens ne peuvent donc pas le décrire en lui-même, mais
uniquement à travers ses « effets ». Ils expérimentent en effet
constamment sa présence, car il est « l’amour de Dieu répandu
dans nos cœurs » (Rm 5,5). Que nous en soyons conscients ou
non, nous vivons toujours du Saint-Esprit, faute de quoi nous
ne serions pas réellement chrétiens. L’Esprit saint agit de façon
intérieure, non pas dans des phénomènes extraordinaires, mais
en introduisant l’« extraordinaire » dans notre vie chrétienne
quotidienne. Il se manifeste dans l’esprit humain, mais le dépasse,
le vivifie, le purifie, le sanctifie…
L’Esprit saint n’est pas une force impersonnelle de la nature, ni
une vertu immanente à l’homme, mais il est vie donnée, vie
authentique. Là où la vie est vraie, et non simple apparence
de vie, là est l’Esprit saint. Là où se trouve la liberté parfaite des
enfants de Dieu, là se trouve l’Esprit saint. Là où s’ouvre une brèche
permettant la communication entre l’humain et Dieu, voilà l’Esprit
saint !
Mais en réalité, l’Esprit saint ne demande pas qu’on parle de
lui. Il attend au contraire qu’on l’invoque et qu’on le laisse agir
efficacement en chacun de nous.
Matthias Wirz.
VAOVAON’NY MKMB :
*Hifarana sahady ny taom-pianarana
2014-2015 :
Ry havana ary efa manomboka midanika ny andro. Mitondra
am-bavaka manokana ny mpianatra hanao fanadinana ny
mpiaramivavaka .Ho To izay kinasa rehetra ary tsy ho raraka ny ilo
mby an-doha napetraky ny ray aman-dreninareo rehetra . Herezo
fa izany no anton-dia aty .
Ny fandaharana rehetra eto amin’ny MKMB kosa dia mitohy
foana . Aza adino ny fiombonam-bavaka isaky ny Alarobia hariva
, na any an-tokantranonao , na sendra mandalo ianao : isaky
ny amin’ny Eninaora sy sasany hariva (18h30-20h) , ao amin’ny
Botanique (Métro Botanique).
Ireo fotoana hafa :
*Asabotsy 4 Jolay 2015 :
«Barbecue-party. Maraka sy atolotry ny tanora rehetra ato amin’ny
MKMB.
*Alahady 26 Jolay 2015 :
Fanompoampivavahana , @ Telo ora hariva -Eglise du Botanique.
*Asabotsy 15 Aogositra 2015 :
Fiarahana maka rivotra .
*Alahady 30 Aogositra 2015 :
Fanompoampivavahana , ao amin’ny Botanique. @telo ora (15h).
Dieny izao :
*Alahady 20 Septambra 2015 :
Isika rehetra miara mivavaka any Verviers-Laureux . 33, rue Laoureux
-4800 Verviers. Hanfana ny fotoana ny amboarampeo « Ny Avana ».
Fiarahamisakafo sy fihaonana amin’ny Malagasy rehetra any an-toerana
aorian’ny fanompoampivavahana .
*Alahady 27 Septambra 2015 :
Fanompoampivavahana fidirana , fandraisana ny vaovao.- BotaniqueBruxelles.
Zahao miandalana ao amin’ny tranonkalantsika ny fandaharana : www.
mkmb.be
www.mkmb.be 2
Taona faha - 18
Laharana : 04
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
* Fifandraisana :
Manasa antsika hijery ny « Seraseram-pifandraisana FJKM » ao amin’ny
facebook. Miara miasa aminfifandraisana FJKM ny « Finoana sy
Fahazavana » MKMB ary mifanakalo vaovao , nanomboka tamin’ny
volana Marsa-Avrily lasa teo. Ny antony lehibe hifanakalozana dia ny
anarahantsika ny vaovaom-piangonana any Madagasikara , amin’ny
maha zanaky ny FJKM antsika .
*Fisaorana avy amin’ny Fianakavian’i Sahondra Razoeliarivelo.
(Glimes):
Fisaorana sy fankasitrahana feno no atolotray fianakaviana manontolo
ho anareo, namana sy tapaka ary ny fikambanana,
izay nidodododo,nampahery sy nampionona aram-pomba malagasy
sy kristiana.
Martsa - Aprily 2015
Fisaorana manokana ho an’ny fiangonana MKMB nitrotro am-bavaka.
Taratray fianakaviana ny firaisankina sy firahalahina ka tsy navelanareo
irery ny tokatrano taty an-tany lavitra nidonan’ny fahoriana
taminy namoizana an’i Ramatoa RAZAFINDRAVELO MARTHE
Tonga soamantsara an-tanindrazana ny razana ary tsara levina ny
maty, koa Andriamanitra,Tompo mahery anie hamaly fitia anareo.
Hoy ny fianakaviana manontolo.
(Belgique – Frantsa - Vohémar -Madagascar).
Rotterdam !
Dimanche 15 mars, la communauté Protestante Malgache
au Benelux (MKMB) avec la chorale « Ny Avana » a eu
l’honneur d’être invitée à l’église Wallone de Rotterdam. Le
temps n’était pas de notre côté –nous avions eu de la neige
en partant des Ardennes- mais cela importait peu car la
chaleur humaine était présente et nous a réchauffé. Dès
notre arrivée, nous avions été accueillis par des paroissiens
formidables. Le principal sujet de conversation du matin
était « A quelle heure es-tu parti de chez toi ?». Le plus tôt
avait démarré à 5h de chez lui à Reims. D’autres partaient
de moins loin comme Lahaye ou Amsterdam. On pourrait
qualifier cela comme une belle preuve de « Fitiavana ». Après
les brèves présentations, c’était l’heure du culte.
Deux choses m’ont marquée pendant le culte. La première
était que le pasteur qui nous a demandé d’applaudir la
chorale même si nous, en tant que protestants on ne le fait
pas généralement : selon lui, les temps changent et évoluent.
La deuxième chose qui m’a marquée était pendant la
prédication. Le pasteur a dit « Le paradis c’est d’être curieux
de l’autre ». C’était un message tellement beau qui nous
incite à mieux connaître l’autre, à ne pas le juger trop vite,
à comprendre ce qu’il vit. C’est facile de critiquer mais plus
difficile de se mettre à la place de l’autre. Je pense que si tout
le monde essaie de connaître l’autre, on serait plus heureux.
Par après, nous avions fait une collecte pour soutenir les «
traboina » qui ont été victimes de l’inondation à Madagascar.
On a pu récolter 180€ qui seront rajouter ce que la diaconie
a donné. Pour nous cette somme peut représenter une
bagatelle, mais pour ceux qui n’ont plus rien ce geste
représente énormément.
Après le culte nous avions eu l’occasion de partager un repas
tous ensemble. Ce fut un moment très convivial. Comme
à leurs habitudes les malgaches ne se sont pas empêchés
de chanter. Pendant les chansons, j’ai vu dans les yeux des
« non-malgaches » une sorte d’émerveillement : c’était la
curiosité envers l’autre.
En résumé, c’était une très belle journée et on attend avec
impatience la prochaine rencontre.
Onifitia Randresihaja.
www.mkmb.be 3
Taona faha - 18
Laharana : 04
Foi et Lumière
FAHANO ARY NY ONDRIKELIKO
I Pet. 4 : 7-9.
« Fa antomotra ny faran’ny zavatra rehetra ; koa
hendre ka mahonona tena ho amin’ny fivavahana
.Ary mihoatra noho ny zavatra rehetra, mifankatiava
tsara ; fa ny fitiavana manarona fahotana maro.
Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona ».
Ao antin’ny fankem-pinoana tonon’ny fiangonana sy araka ny
Soratra masina rahteo ny « hoavy indray ny Tompo Jesoa hitsara
ny velona sy ny maty ». Efa nampianatra antsika hivavaka toy
izao koa Izy : « Ho tonga anie ny fanjakanao».
Tsy hanao asam-pamonjena intsony izy satria efa vitany izany.
Hitsara ny olona rehetra no hahatongavany ka hanavaka izay
Azy ho any amin’ny fanjakan’Andriamanitra ary hanilika ny
fiainantsika sy ny asa nampanaoviny antsika isika olona navotany
. Fampiomanana roa àry nonasain’i Petera Hotanterahintsika
mandra-piavin’ny Tompo.
I-Fiomanana amin’ny vavaka
« Fa antomotra ny faran’ny zavatra rehetra ka hendre ka
mahonona tena amin’ny fivavahana » (and.7) . Mibanjina ny
hoavy i Petera eto, ka ny mahamaika azy dia ny handraisantsika
mpamaky ny Soratra Masina ho anatra sy fampiomanana
satria antomotra ny farany. Raha ny ao an-tsain’ity Apostoly
ity aza dia amin’izao taranaka indray mihira misy azy izao
no hahatongavan’ny farany. Ny fananana fiainam-bavaka
isan’andro no fahendrena ambony indrindra raha miandry ny
farany ny mino. Ampirisihina koa ny Fiangonana mba haharitra
ho mahatoky amin’ny fivavahana lalandava (Rom. 12 : 12),
hivavaka mandrakariva (Lio. 18 : 1), hivavaka tsy hitsahatra (I Tes.
5 : 17), hivavaka amin-kery (Jak. 5:16).Rehefa mivavaka toy izany
isika dia madio ny fo amam-panhintsika, tsara ny fifankatiavana
amin’ny olona rehetra, mahery ny finoantsika ary tsy azon’ny
devoly rebirebena intsony isika.Tsy hamaky loha mitady izay ora
sy andro ary volana sy taona hiavian’i Jesoa isika fa fivavahana
no fiomanana tsara indrindra. Mandravona ny fahendrena
tokoa ny mivavaka satria i Satana koa dia efa miomana sy miasa
fatratra hanohitra an’i Jehovah sy ny Mesiany. Ho tonga amin’ny
tsirairay avy ny fahafatesana. Koa na ny fotoana alohan’ny
fahafatesana na ny fotoana hiverenan’ny Tompo dia samy
hiomanan’ny mino avokoa mba tsy hoavy tampoka aminy izany.
Ny fiomanantsika amin’ny alalan’ny vavaka dia fampirisihina
antsika hiady ny ady tsaran’ny finoana mba ho vonona hitsena
ny Tompo eny amin’ny rahon’ny lanitra isika, tahaka ny Tompo
efa vonona hitsara ny velona sy ny maty . Tsy tokony hisy mihitsy
fotoana tsy hieritreretan’ny mino ity fiavian’ny Tompo ity.
Fotoana volamena aminy mantsy io, noho izy efa manantena
ny handray ny satroboninahitry ny fiainana. Ny votoatin’ny
vavaka amin’izany dia ny fanafainganana nyfahatanterahan’ny
hataka nampianarin’i Jesoa hoe : « Ho tonga anie ny fanjakanao
», ny hahazoan’ny fiangonana mitory ny filazantsaran’ny
fahasoavan’Andriamanitra amin’izao tontolo izao. Tsy ho
tonga mantsy ny andro farany raha tsy voatory maneran-tany
ny famonjen’Andriamanitra tao amin’i Kristy araka ny teniny
hoe : «Ary hotorina amin’izao tontolo izao ity Filazantsaran’ny
fanjakana ity ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra, vao
ho tonga ny farany » (Mat. 25 : 43). Ny vavaka fiambenana no
atao isan’andro araka ny tenin’i Jesoa ihany : « Koa miomàna
kosa ianareo; fa amin’izay ora tsy ampoizinareo no hiavian’ny
Zanak’olona » (Mat. 25 : 43) . Miambina mandrakariva satria
tsy mitsahatra mamely ny fahavalo. Misaotra ny Tompo isika
Finoa na sy fahazava na
Martsa - Aprily 2015
taranaka ankehitriny fa mbola nomeny fotoana hiomanana amin’ny
alalan’ny vavaka . Toro-marika tsotra no omena eto raha miandry
ny farany isika, dia : « koa hendre ». Inoan moa izany : tokony ho
mazava saina, mahafehy tena, mahalala oniny amin’ny zavatra
rehetra : hanina, fitafiana, lalao sns..
II-Fiomanana amin’ny fifankatiavana tsara.
Jesoa teo amin’ny Hazofijaliana. Fitiavana manery antsika tsy
hipetra-potsiny ny Agape fa miasa tsara amin’ny fo tsotra tsy
mila tambiny. Mifankatia tsara araka ny nafaran’i Jesoa ny mino
miandry ny farany : « Didy vaovao no omeko anareo dia ny mba
hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba
hifankatiavanareo kosa » (Jao. 13 : 34). Lazain’i Petera fa misy vokany
izany fifankatiavana tsara izany dia ny fanaronana fahotana maro .
Ny fifankatiavana marina dia tsy mijery na mitsikera ny fahadisoana
sy ny fahalemen’ny hafa. Tsy manao otri-po (I Kor. 13 : 5). tsy ny
otan’ny namantsika ihany no voasaron’ny fitiavana fa ny antsika
koa; satria araka ny hamelantsika ny heloky ny rahalahintsika no
hanesoran’Andriamanitrana hamelany ny fahotantsika koa. Ny
Ohabolana 10 : 12 dia milaza koa « fa ny fankahalana dia manetsika
ady, fa ny fitiavana manarona ny ota rehetr a». Milaza izany fa misy
asa atao ao anatin’ny fifankatiavana marina, dia ny fifanatonana ampirahalahiana araka ny tenin’i Jesoa hoe: « Ary raha manota aminao
ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana
ianreo roalahy, dia asehoy azy ny fahadisoany.. » (Mat. 18 : 15).
rehefa mifampidinika am-pitiavana madio toy izany ny kristiana dia
voasarona ny fahotana. Aoka samy hitana izay tsiambaratelo tao
ny mpidinika mba ho mafy orina ny fifankatiavana . Diniho tsara, ry
havako, fa Andriamanitra no efa nanome antsika ohatra toy izany
: « izaho dia izaho no mamono ny fahadisoanao noho ny amin’ny
tenako, ary tsy hotsarovako ny fahotanao. » (Isa.43 : 25). Noho ny
fitiavan’Andriamanitra antsika dia voasarona sy tsy tsaroany intsony
ny fahotantsika rehefa nifampidinika taminy isika (fibebahana)
. Araka izany dia mahay mandefitra sy mamela ny fahadisoana
ny fifankatiavana . Mampiray tsara ny ny fiangonana ny fitavana
marina . Tsy tokony hisy intsony ny fisarahana sy nyfitokotokoana eo
anivon’ny Fiangonana . Vavahadin’ny lanitra mantsy ny fiangonana
ary ny dinan’ny fanjakan’ny lanitra dia ny fifankatiavana. Koa raha te
handova ny lanitra ny mino dia tsy maintsy mifankatia izy, mahay
mandefitra sy mifamela jeloka dieny ao amin’ny Fiangonana satria
tsy misy famelan-keloka intsony any an-danitra .
III-Fiomanana amin’ny
mifampimonomonona :
fampiantranoana
ka
aza
Adidy masina ataon’ny kristiana ny mifampiantrano satria
samy zanak’Andriamanitra ka mpiray tampo. Mahafoaka be ity
fampiantranoana ity ka izay nambaran’i Jesoa ao amin’ny Matio
25 : 35-40 no mamintina azy : « Noana Aho dia nomenareo
hanina ; nangetaheta Aho, dia nampisotroinareo; nivahiny Aho
dia nampiantranoanareo ; tsy nana-kitafy Aho dia notafinareo
; narary Aho dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho dia
novangianareo. » Fanaon’ny Apostoly sy ny Kristiana taty aoriana
koa ity fifampiantranoana ity mba hifampahery sy hifampita vaovao
momba ny fiainan’ny fiangonana sy ny mpianakavin’ny finoana.
Nahery vaika mantsy ny fanenjehana ny Fiangonana tamin’izany
ka tsy maintsy nifampiantrano hifampivavaka sy hifampahery. Nisy
ihany anefa ny nimonomonona, angamba noho ny fahasahiranana,
na noho ny tahotra, na noho ny halainana fotsiny izao. Na izany
aza anefa dia natao fomba raikitra teo amin’nyetika kristiana ny
mifampiantrano. Nisy mihitsy sokajin’olona voateny manokana
handray vahiny, toy ny Mpitandrina (ITim. 3 : 2). Tokony hatao
an-tsitra-po sy am-pifaliana izany. Aoka tsy hadinoina mantsy fa i
www.mkmb.be 4
Taona faha - 18
Laharana : 04
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
Kristy no ampiantranointsika rehefa mampiantrano ny hafa isika.
« Araka izay nataonareo tamin’ireto rahalahiko kely indrindr aireto
no nataonareo tamiko. » (Mat. 25 : 40) . Hita miharihary àry fa tena
idiram-pitahiana sy fahasoavana ny tokantrano mandray vahiny.
Mampiantrano ny Tompo izay mampandroso ny mpiray finoana
. Ny Heb. 13:2 aza dia milaza fa tamin’ireny vahiny noraisin’ny
kristiana ireny dia nisy anjely fa tsy fantany akory : « Aza manadino
ny fampiantranoam-bahiny ; fa tamin’izany dia dia nampiantrano
anjely ny sasany, nefa tsy fantany . » Mazotoa àry mampiantrano
ny mpiray finoana sy izay heverintsika fa tokony hanaovana
izany . Marina fa tena sarotra ny manatanteraka izany amin’izao
toetr’andro ankehitriny izao . Betsaka mantsy ny rahalahy sandoka,
maro ny ambodia dia ireo mpaminany sandoka tafiditra an-trano,
tsy vitsy ireo mody sahirana sy mahantra , na ireo mody olona
mihaja mila resaka amintsika nefa zava-doza no ataony sns... Tsy
tokony ho kivy amin’ny tranga toy izany anefa isika fa hain’ny Fanhy
Martsa - Aprily 2015
Masina foana no miteny amintsika sy mampahafantatra antsika ny
vahiny marina sy ny sandoka. Izany rahateo no anton’ny ivavahana
mba tsy hovoaroban’ny jiolahy sy hovoafitak’i Satana isika.
Ny fiomanana ny amin’ny fiavin’ny Tompo dia tsy maintsy ataon’ny
Fiangonana sy ny Kristiana . Tsy maintsy hoavy Izy . Koa ho very
maina ny nijoroantsika ho mpanara-dia Azy sy ny nanokanantsika
tena nanompo Azy sy ny namana raha tàhiny ka tsy miambina
isika . Mivavaha sy mifankatiava ary mifampiantranoa àry fa izany
no fahendrena tsara indrindra raha miandry ny fiavin’i Jesoa Kristy
marina isika.
Amena.
Rtoa Ravelomanantsoa Vololomalala,
Mpiandry FJKM Isotry Fitiavana
UN BRIN D’ESPERANCE ( 6 )
L’espoir fait vivre’, disait un adage bien connu. La suite est
rarement évoquée, puisque que tout un chacun n’aspire qu’ au
calme, au bonheur, à la sérénité.
Pourtant ,les évènements survenus ces temps derniers nous
incitent à prendre la ‘plume’.
En effet, pouvons-nous rester de marbre devant les divers
troubles qui secouent le monde , devant les multiples «
agressions » dont nous sommes l’objet quotidiennement,
quelles que soient leurs formes ou leurs localisations ?
(Cf. Cantique FFPM N° 617/4 : Tabataba lalandava no mba hitako
izao ).
Il n’y a pas de jour où les medias ne cessent de nous ‘massacrer’
avec les ‘scoops’ de tous genres, sur des évènements qui nous
touchent de près, ou de loin .
Les frasques de Herr Andreas LUBITZ n’ont-elles pas provoqué
la psychose auprès des voyageurs réels, ou potentiels, surtout
ceux qui prennent l’avion ? Et nous en passons !
Déjà, notre quotidien se conjugue avec le fameux ‘métro, boulot,
dodo ‘.
Aussi, se demande-t-on si nous avons encore le temps de
réfléchir sur notre présent, sur notre avenir, comme sur notre
devenir.
Par ailleurs, les nouvelles que nous recevons, aussi bien de notre
famille , que sur notre pays, à travers les Facebook, Mail ou autres
sites Web des journaux malagasy ,ne sont pas toujours de nature
à nous apporter la sérénité.
Hélas , ces informations sont parfois amplifiées, voire déformées,
au point de nous faire perdre nos repères et de perturber notre
vie déjà mouvementée , car il va de soi que nos attaches avec les
nôtres restés au pays, sont loin d’être rompues.
Au fait, avons-nous une idée précise de la situation dans laquelle
se trouve aujourd’hui la majorité de nos compatriotes ,suite au
dernier cataclysme , et sans parler des effets dévastateurs des
cyclones qui frappent notre pays de façon cyclique ?
Est-ce le fruit du hasard si notre pays connaît tous les ‘fléaux’ que
l’Egypte avait connus en son temps et tels que décrits dans la
Bible : Invasion de sauterelles, peste, ‘kéré’ (famine), inondations,
etc… ?
Allons ! Ce n’est pas le moment de jouer à l’oiseau de mauvaise
augure !
Alors , peut –on encore parler d’’Espérance’ à un moment où
la détresse est perceptible,, où le stress nous guette à chaque
instant ?
Outre ces problèmes auxquels nous sommes confrontés en
permanence et en tant que croyants – chrétiens de surcroît-,
n’avons-nous pas l’obligation de nous comporter en véritables
‘témoins’ du Christ le Rédempteur et qui nous ordonne de faire
un ‘geste’ envers ces ‘petits’ dans le besoin ? (Mat.25/46).
Voilà autant de questions auxquelles chacun d’entre nous
devrait répondre.
A cet égard, comment ne pas reconnaître notre chance d’avoir
,depuis des décennies, notre Journal ‘Foi et Lumière ‘ qui
entretient notre Foi , tout en apportant la Lumière et qui renforce
notre solidarité, en n’hésitant pas à nous ‘booster’ si cela s’avère
nécessaire ?
« Tout sera mieux demain, voilà notre espérance « , disait Victor
Hugo, et nous croyons indubitablement qu’il n’est pas le premier,
ni le dernier à le penser.
Alors, mes frères et sœurs : « Veillons, demeurons fermes dans
la Foi , soyons courageux, soyons forts, gardons l’Espérance et
agissons en tout avec Amour ». (I Cor.16/13-14)
Que Dieu Tout Puissant nous bénisse tous !
Ottignies , le 30 Mars 2015
DadaBary (Cyril Rabarihoela)
« Ny vavan’ny marina miresaka fahendrena,
Ary ny lelany manambara ny rariny. » (Salamo 37:30)
www.mkmb.be 5
Taona faha - 18
Laharana : 04
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
Martsa - Aprily 2015
HUMER D’YVETTE.
« PÈRE » COURAGE
Si vous n’allez au cinéma que tous les cinq ans, c’est le moment
de vous y rendre ! En espérant que ce documentaire exceptionnel
passe toujours dans les salles en ce beau mois de juin : « L’homme
qui répare les femmes », de Thierry Michel et Colette Braeckman
nous fait pénétrer dans le monde et la vie du Docteur Mukwege,
gynécologue dans l’Est du Congo, à l’hôpital de Panzi.
Film remarquable, décrivant la beauté des paysages de collines,
la rivière Ruzizi, les routes couleur brique… Dans ce pays de rêve,
aux richesses minérales incroyables et convoitées par beaucoup,
ce qui fait d’ailleurs son malheur, circulent des troupes diverses,
qui massacrent, violent, terrorisent les populations locales.
Ces exactions durent depuis des années, dénoncées par les
organisations de défense des droits humains et par d’autres, mais
l’appât du gain est plus fort que l’humanité…
Voilà pour la politique et la diplomatie.
compris que, sans droit, son travail ressemblera au tonneau des
Danaïdes…
Néanmoins, dans ce contexte difficile et au péril de sa vie, un
homme se bat pour restaurer les corps martyrisés de toutes ces
femmes, fillettes et même bébés violés par des hommes sans
foi ni loi. Le Dr Mukwege opère sans relâche, parfois deux fois la
même femme, après un deuxième viol, car ces viols ont atteint
une violence inouïe et sont utilisés comme armes de guerre pour
porter atteinte à l’avenir même de toute une population.
Ce qui est remarquable, chez ce médecin, c’est non seulement son
dévouement à réparer les femmes physiquement, mais aussi à les
remettre debout moralement, spirituellement, à restaurer leur
dignité de femmes, à les remettre en route en les aidant à former
un projet de vie.
Mais ce n’est pas tout, on le voit prenant la parole dans son Eglise,
haranguant et interpellant les hommes dans les villages, en leur
rappelant leurs responsabilités d’hommes à protéger les femmes
et les fillettes.
Ne se satisfaisant pas de ce combat, le Dr Mukwege saisit toutes
les occasions, lors de ses voyages à l’étranger, lors des remises de
distinctions diverses pour son action exceptionnelle, pour mettre
les autorités de son pays et du monde devant leurs manquements
en matière de protection de cette population. Un combat de titan,
courageux, mené au péril de sa propre vie. Car on ne s’attaque pas
impunément aux grands, en leur disant la vérité, sans risque.
Cet homme remarquable mène la lutte sur tous les fronts : médical,
justice (lutte contre l’impunité des violeurs), droit humains, car il a
Des exemples pour nous qui hésitons parfois à apposer notre
signature au bas d’une pétition, par peur, par indifférence. Des
exemples d’engagements fondés sur une foi solide.
De tels hommes et femmes sont placés sur notre chemin pour
nous faire sortir de notre confort, pour nous inviter à la solidarité,
pour nous réveiller de nos paresses, pour faire taire tous nos faux
prétextes, nos petitesses, notre médiocrité.
Et nous là-dedans ? Ne croyez pas que mon « humeur » soit
devenue une chronique cinématographique. Nous sommes
sortis bouleversés de cette séance, encore plus renforcés dans
la conviction de l’urgence et du bien-fondé d’un engagement
profond pour la défense des droits humains. C’est la base d’une
société plus juste.
Nous avons été secoués par l’exemple de la foi profonde et du
courage sans limite de ce médecin dans son combat pour les
femmes de sa région et contre l’inertie des autorités de son pays.
Mais pas seulement, les femmes elles-mêmes sont remarquables,
dans leur volonté de redémarrer, de se battre, de soutenir l’œuvre
de leur papa Mukwege.
Oui, il est possible de vivre et d’agir autrement. Oui, le monde peut
changer, mais pas sans notre action, pas sans nos luttes, pas sans
nos paroles.
Quittons tous nos conforts, intellectuels et autres, levons-nous,
car nous ne pouvons pas laisser la victoire au mal : nous sommes
responsables du plus petit de nos frères, de la plus petite de nos
sœurs, en ce bas monde.
PS : Solidarité Protestante s’inscrit dans le même combat, avec
son soutien au projet de la Communauté Baptiste au Centre de
l’Afrique, pour la restauration des femmes violées au Kivu.
(Compte : BE37 0680 6690 1028 de Solidarité Prot.
Mention : projet CBCA)
Yvette Vanescote.
VAOVAO FJKM
HETSIKA HO FAMPIRAISANA
NY MPIANAKAVIN’NY FINOANA FJKM
Andiany fahatelo amin’ny Koltorallye indray no nokarakarain’ny
Foibe FJKM teto Antananarivo ny 25 Aprily 2015 mba ho fialamboly
kanefa koa ho fitaizana ny vahoaka Kristianina.
Tsy nifankaiza loatra tamin’ny isan’ny mpandray anjara tamin’ny
Koltorallye andiany faharoa anefa ny isa tamin’ity andiany fahatelo
ity satria tarika 12 monja izy ireo, izay nisolotena Fiangonana
fito teto an-drenivohitra, izany hoe nanana tarika mpifaninana
mihoatra ny iray ny Fiangonana sasany tamin’ireo. Ny tarika avy
ao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra no nibata ny amboara roa
voalohany ary tarika iray avy ao amin’ny FJKM Ambohitantely kosa
no nahazo ny amboara fahatelo.
Sady fifaninanana mitondra fiarakodia no fifaninanana Soratra
Masina ny Koltorallye. Miray fiarakodia ny tarika iray, izay misy
olona roa farafahakeliny, ka eny am-panamoriana fiara no miaramikaondoha ny amin’ireo valim-panontaniana samihafa ny mpiray
tarika. Tsapaina avokoa ny fahaizany ny tenin’ny Soratra Masina, ny
fahalalàny ny FJKM sy ny tantaran’ny Fiangonana ary ny fifehezany
ny fahalalàna ankapobeny.
Niainga teo anoloan’ny Kianjan’i Mahamasina ireo mpifaninana
tamin’ity Kolorallye andiany fahatelo ity, nitety Fitandremana
maromaro teto Antananarivo sy ny manodidina, ka tokony
ho nahavita halaviran-dalana teo amin’ny 70km teo ho eo
www.mkmb.be 6
Taona faha - 18
Foi et Lumière
Laharana : 04
Finoa na sy fahazava na
mialohan’ny nitodiany teny amin’ny Kolejy Teôlôjika Ivato. Azo
lazaina fa tsy araka ny tanjona nokinendrin’ny FJKM anefa ny zavanisy satria olona vitsy dia vitsy no nitsena ireo mpifaninana teny
am-pahatongavana. Hita taratra amin’izany fa mbola mila ezaka be
dia be ny fanentanana atao isam-piangonana ary mila mitombo
amin’ny faharesen-dahatra ny mpianakavin’ny finoana FJKM mba
hazoto amin’ny hetsika iombonana toy izao.
Vololoniaina Rasoavelonirina.
Indro ny Hafatra avy amin’ny Mpiandraikitra Foibe
FJKM izay nivory teto Antananarivo ny 15 hatramin’ny
22 Aprily lasa teo
HAFATRA MF 06/ SL XVII
(15- 22 Aprily 2005 – CFD Ampandrana)
“Fa ny fanantenana no namonjena ny mino”
Rom. 8: 24a
Ry Havana,
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy
amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo. Amen!
Ny Mpiandraikitra Foibe FJKM izay manatanteraka ny fivoriany, arapotoana teto amin’ny CFD Ampandrana tamin’ny Alarobia 15 Aprily
ka hatramin’ny Alarobia 22 Aprily 2015, dia manoratra izao Hafatra
izao ho an’ny Tomponandraikitra sy ny Kristiana FJKM manerana ny
sahan’ny FJKM:
Zava-dehibe nisongadina, tamin’izao fivoriana izao ny nahazoana
nanendry ireo Mpiasa vaovao hirotsaka ho ao an-tanimbolin’ny
Tompo dia ireo Mpitandrina sy Mpampianatra hivoaka avy amin’ny
Toeram-panomanana FJKM.
Antenaina hitondra aina vaovao ho an’ny Fitoriana ny Filazantsara,
hatrany am-paran’ny tany tanterahin’ny Fiangonana izany. Isaorana
anie Andriamanitra Tompon’ny vokatra fa Izy no maniraka Mpiasa
hanangona ny vokatra. Antenaina ny hahaizan’ny Synodamparitany
sy ny Fitandremana rehetra mandray izany “zava-tsoa” izany
amin’ny fifaliana.
Iaraha-mahalala
fa
anatin’ny
fifidianana
fanavaozana
ireo Tomponandraikitra any amin’ny Fitandremana sy ny
Synodamparitany, ny Sampana sy ny Sampan’Asa samihafa eto
amin’ny FJKM isika izao koa manafatra ny Tomponandraikitra rehetra
mba hanao izany amin’ny fanajana ny “fahamasinan’ny Fiangonana
sy Izay Iombonana”, hampiasa ny Fitsipika am-pandaminana
momba izany ho fanangonana fa tsy fanilihana ary tsy hanao ho
ambin-draharaha ny fiainam-bavaka sy ny Tenin’Andriamanitra
izay tena maha-Fiangonana antsika. Ianareo izay voafidy ho
amin’ireny andraikitra masina ireny kosa dia ampaherezina ho
Avenir où es-tu ?
Comme j’aurais aimé être plus optimiste
pour ce dernier article de l’année
académique ! Aborder ce deuxième
trimestre avec plus de confiance, plus
d’entrain, plus d’espoir pour l’avenir du
pays ! Chaque fois, je me dis qu’il doit y
avoir des solutions pour nous sortir de
cette sinistrose contagieuse ! Mais les
esprits chagrins me signifient que non à
moins que…. A moins que quoi ? A moins
Martsa - Aprily 2015
mpanompo mahatoky eo anatrehan’ny Tompo sy ny Fiangonany:
“Fa voasoratra hoe: “Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana
hianao, dia homeko anao ny satroboninahitra fiainana” Apok. 2: 10
Niarahantsika niaina ny voina nahazo ny firenentsika, nateraky
ny rivo-doza sy ny ranobe, nitranga saiky maneraka ny Nosy ka
nisian’ireo traboina marobe, indrindra teto Antananarivo sy ny
manodidina. Nisy koa ireo tratry ny Kere tany Atsimo. Nijoro ho
vavolombelon’ny Tompo manoloana izany isika ka manolo-tanana
nanampy ireo havantsika traboina tamin’ny alalan’ny fanentanana
sy fandaminan’ny SAF/ FJKM. Ankasitrahana izay rehetra nandray
anjara tamin’izany ary mbola mampitondra ny teny fampaherezana
ho an’ireo havna traboina rehetra ny Mpiandraikitra Foibe ary
manolotra ho azy ireo ny Tenin’Andriamanitra hoe: “Matokia Azy
mandrakariva hianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo;
Andriamanitra no aro ho antsika” Salamo 62: 8
Momba ny Dinika ho amin’ny Fampihavanana tarihin’ny FFKM,
dia anterinay ny Fanambarana fa Tena asan’ny Fiangonana izany,
ary Iraka ampanaovin’Andriamanitra antsika ny Mampihavana ny
olona amin’Andriamanitra sy ny olona samy olona, araka ny Soratra
Masina hoe: “Koa dia iraka solon’I Kristy izahay, toa an’Andriamanitra
mampangataka anay aminareo, solon’I Kristy izahay ka mangataka
indrindra aminareo hoe: mihavàna amin’Andriamanitra anie
hianareo”. I Kor.5: 20. Entanina ny Kristiana FJKM rehetra hivavaka
ho an’ny FFKM sy ny Filohan’ny FJKM izay mitarika izany mba ho
tanteraka eo ambany tana- maherin’Andriamanitra ny asa.
Toy izany koa dia tsy mbola mitsahatra mivavaka ho an’ny Filoha
Mpanampy Laika eto amin’ny FJKM isika mba hananany fahafahana
tanteraka sy hiverenan’ny zony amin’ny maha endrik’Andriamanitra
ny olona. Miombom-po hanao izany isika, araka ny Soratra hoe:
“Tsarovy izay mifatotra, ho toy ny miara-mifatotra aminy hianareo,
ary izay ampahoriana, satria mbola eo amin’ny tena koa hianareo”
(Hebreo 13: 3).
Tamin’ny fo feno fisaorana an’Andriamanitra no nandraisanay
Mpiandraikitra Foibe ny taratasy milaza fa navelan’ny fanjakana
hisokatra indray ny Radio Fahazavana. Valim-bavaka lehibe
nomen’Andriamanitra ny Fiangonana izany koa ho Azy irery ny
Voninahitra. “Isaorana anie Jehovah … Izy irery ihany no manao
fahagagana” Sal. 72: 18. Ny lafiny fampitaovana no hanentanana
ny FJKM rehetra mba handray anjara amin’izay hananana izany fa
ny teo aloha dia voaroba tsy hita intsony.
Manao veloma ny Mpianakavin’ny Finoana rehetra amin’ny
fanorohana masina sady mampahery hahefa be mandrakariva
amin’ny asan’ny Tompo sady mirary antsika hahatratra ny
fanamarihana ny Andro Niakaran’ny Tompo sy ny Pentekosta 2015.
Amin’ny anaran’ny Mpiandraikitra Foibe.
que les jeunes ne prennent la relève !
Celles et ceux qui croient encore à un
avenir possible chez eux. Celles et ceux
qui exercent leur art avec passion. Celles et
ceux qui combattent avec pour seule arme
leur art : que ce soit le cinéma, le théâtre,
le chant, la danse, l’écriture, la peinture
pour ne citer que ces disciplines. Celles
et ceux qui déclarent comme l’écrivain
– académicien Dany LAFERRIERE, après
Ny Filoha
RASENDRAHASINA Lala Haja, Mpitandrina
l’effroyable séisme de janvier 2010 à Port –
au-Prince :
« Quand il ne reste plus rien, quand tout est
détruit, il reste la culture (…)
L’art n’a jamais cessé d’être une valeur
suprême, un espace de reconquête de la
vie, des forces, de l’espoir, de la lumière et
de la dignité. »
Voilà tout est dit ! Madagascar n’en finit pas
www.mkmb.be 7
Taona faha - 18
Laharana : 04
de vivre avec ses vieux démons. Construire,
déconstruire puis reconstruire.
Que celles et ceux qui pensaient que le
cinéma malagasy était moribond soient
rassurés : la 10ème édition des Rencontres
du Film Court (RFC) s’est déroulée comme
prévu à Antananarivo, du 17/04 au 25/04
dernier.
La présence de son « Parrain à vie », le
cinéaste
Raymond
RAJAONARIVELO,
membre du jury dans la catégorie
Documentaire ainsi que d’autres invités
internationaux prestigieux, ne pouvaient
que réjouir, Laza, son directeur et membre
fondateur de ces Rencontres du Film Court.
L’émergence d’une jeune génération de
cinéastes malgaches prouve lors de cette
10ème édition toute la créativité et la
vitalité de nos futurs grands cinéastes !
Luk RAZANAJAONA, récompensé l’année
dernière avec un Zébu d’OR Fiction pour
son « Madama Esther » fait déjà partie de
cette jeune et talentueuse génération de
cinéaste avec pour principal défi : conquérir
un public de plus en plus nombreux en
privilégiant un public avant tout national.
« A Madagascar, nos films sont diffusés
qu’une seule fois lors des RFC. La distribution
reste un problème majeur en Afrique car
rares sont les télévisions qui achètent les
films. A Madagascar, vous devez acheter
une plage horaire pour diffuser vos films,
rien n’est gratuit ! » confiait Luk récemment
sur le site de la revue « Africultures ».
Antananarivo s’est transformée, pendant 9
jours en « Capitale du Cinéma de l’Océan
Indien » où les festivaliers, pouvaient
accéder aux séances gratuitement. Idem
pour les ateliers, conférences et autres
manifestations.
La remise des prix des RFC 2015 a eu
lieu à l’Institut français de Madagascar
(IFM) à Analakely. C’est à une jeune
Foi et Lumière
Finoa na sy fahazava na
réalisatrice, Ketaka RAZAFIMISA, décédée
tragiquement lors de la compétition,
que le jury a attribué le Zébu d’Or Fiction
pour sa deuxième réalisation « Her Little
Piece of Heaven » (« Son petit bout de
paradis ») ainsi que le Prix de la meilleure
bande son et le Prix de la meilleure actrice
avec Stéphanie RAZAKATRIMO. Des
récompenses largement méritées pour un
grand talent prometteur trop tôt disparu.
Le Zébu d’Or pour la catégorie
documentaire a été attribué à Anjara
ANDRIAMAHALY pour son court-métrage «
Filet de lettres » consacré à l’artiste plasticien
TEMANDROTA, exposé régulièrement
à Is’Art Galerie (récemment installée
dans un lieu plus vaste – La Teinturerie
– à Ampasanimalo). Artiste autodidacte,
Temandrota est attaché à sa terre d’origine
du Sud et utilise essentiellement, dans
la pratique de son art, des matériaux de
récupération. Talent à découvrir !
Une nouveauté cette année, qui marque
l’engouement toujours grandissant pour
la musique, avec la création du Zébu d’Or
du meilleur clip-vidéo, attribué à Rado
ANDRIAMANISA pour sa vidéo du groupe
Angaroa et sa chanson « Dizina ».
Mais c’est dans la catégorie Animation
que la compétition fut la plus ouverte. Le
jury a finalement décerné le Zébu d’Or à
Sitraka RANDRIAMAHALY pour son film «
Rough Life », face à d’autres représentants
panafricains du Burkina Faso, de Tunisie,
d’Algérie, du Ghana et de son compatriote
Anjara RARIVONANDRASANA.
Toute proportion gardée, le secteur
de
l’animation,
reconnu
comme
étant une spécificité malgache, s’est
considérablement développé. Mais encore
une fois l’absence cruelle d’infrastructures(il
n’existe quasiment plus de salle de cinéma
en activité à Madagascar) de budgets, de
Martsa - Aprily 2015
moyens logistiques, ne fait que souligner le
manque de volonté et de courage politique
pour investir dans le culturel.
Alors comment convaincre les dirigeants
d’un pays que la Culture est nécessaire
au développement d’un pays ? Qu’elle est
un des acteurs et facteurs économiques
essentiels ? Qu’elle est le reflet, non
seulement, de notre identité mais aussi
de notre propre existence. Qu’elle est
le fondement même de notre cohésion
sociale !
Indissociables, le Cinéma et la Culture font
partie du vocabulaire du 21ème siècle. Les
politiques, dont les intentions ne suffisent
plus, vont devoir l’intégrer dans leurs
discours et leurs actes afin de dissuader
notre jeunesse de quitter le pays. L’espoir
d’un avenir possible et meilleur, telle est
leur responsabilité première.
Et il n’est jamais trop tard pour bien faire !
Edith BARIJAONA
«Attends le Seigneur, agis avec courage; * que ton cœur soit ferme, et espère au Seigneur.» (Psaumes 27:14 ).
Matokia fa momba antsika mandrakariva Andriamanitra tompon’ny Asa.
“Finoana sy Fahazavana” Gazetin’ny MKMB. . “Velona ho an’ny hafa”
Fandraharahana (SECRETARIAT): Liliane Ralaivoavy .
Fandrafetana sy fanatontosana (Conception graphique-édition) : Yves Ralainarivo.
Mpiaramiasa (collaborateurs) : Lalaina Ravelomanantsoa - Holy Ralainarivo -Edith Barijaona – R abarihoela Cyril - Yvette Vanescote
- Fredy Jaofera .
Tomponandraikitra mivantana (Editeur responsable et diffusion) : Hery Rasoamanana. 0032 495 50 96 59
* Ny taratasy rehetra dia avantano (correspondance) : [email protected]
Tohano ny gazetinao” hampijoro ny hafa”. « Aidez-nous à aider les autres. »
Souhaitez-vous soutenir notre journal ou la communauté protestante Malgache au Benelux ? :
Compte IBAN : BE 39 0682 2650 3919 BIC : GKCC BEBB. communication : « Pour le journal Foi et Lumière » ou « pour la MKMB ».
www.mkmb.be 8

Documents pareils

Le Journal - Ino Vaovao

Le Journal - Ino Vaovao Ilaina sy andrasana ary andrandraina ao anatin’izany ny fandaminana fara-tampon’ireo mpitondra sy mpanapaka isan-drenivohitra fotsiny, ohatra. Toa tsy hita be ihany satria na dia ireo tetik’asa nah...

Plus en détail