litorjia-07-09-2014 - FJKM Tranovato AMBATONAKANGA

Transcription

litorjia-07-09-2014 - FJKM Tranovato AMBATONAKANGA
ISIKA MIANAKAVY VOLANA-AOGOSITRA
RAKITRA SY ADIDY SAMIHAFA
31/08
Rakitra
Voalohany
Adidy, adidy ivelany, Vokatra
Samihafa
176.600
676.300
308.720
FITAMBARANA
1.161.620
Rakitra faharoa (S.A.): 184.520 Ariary
Rakitra Tsangambato : 160.900 Ariary
MOFON’AINA
“Tsy mofo ihany no hiveloman’ny olona
fa ny teny rehetra izay aloaky ny
vavan’Andriamanitra.” (Mat.4:4)

07 SEPTAMBRA 2014 – 04 OKTOBRA 2014
Daty
Teny hovakìna
07/09
08/09
09/09
10/09
11/09
12/09
13/09
14/09
15/09
16/09
17/09
18/09
19/09
20/09
21/09
22/09
23/09
24/09
25/09
26/09
27/09
28/09
29/09
30/09
01/10
02/10
03/10
04/10
Sal.71: 14-24; Lio.4: 42-44; 1 Kor.15: 1-11
Sal.67: 1-7
Lio.4: 42-44
Asa.16: 6-10
Sal.71: 14-24
Mar.1: 9-15
Asa.14: 11-18
I Tan.16: 23-27; Lio.9: 1-6; I Kor.9: 13-18
Eks.15: 1-10
I Kor.9: 13-18
I Tan.16: 23-27
Lio.14: 19-28
Efe.1: 3-14
Efe.3: 1-13
Nah.2: 1-5; Mar.5: 18-20 ; Asa.13: 32-39
Mar.5: 18-29
Asa.13: 32-39
Asa.26: 19-32
Mar.13: 5-13
Rom.15: 14-24
Lio.8: 1-3
Isa.52: 7-12; Mar.16: 14-18; Rom.10: 11-17
Mar.16: 14-18
Isa.52: 7-12
Sal.33: 12-17
Mat.24: 9-14
Jao.6: 25-27
Gen.49: 16-18
“Vakionareo ny Soratra Masina ...”
FFIIIAAANNNG
G
O
N
A
N
E
S
O
A
O
G
A
S
K
A
R
A
GO
ON
NA
AN
N’’III JJE
ES
SO
OA
AK
KRRRIIISSSTTTYYY EEETTTO
OM
MAAADDDAAAG
GA
AS
SIIIK
KA
AR
RA
A
TTRRRAAANNNO
O
V
A
T
O
M
B
A
T
O
N
A
K
A
N
G
A
OV
VA
AT
TO
OA
AM
MB
BA
AT
TO
ON
NA
AK
KA
AN
NG
GA
A
BATISA:
17/08: Atoa RAJAONARIVONY Tsiory Kevin
(zanak’i Atoa Rajaonarivony J. Célestin sy Rtoa
Andriambala Haritefy Lalaina)
Ny Tompo hanafy hery anareo ray aman-dreny
hahatanterahanareo ny fanekena izay
nataonareo, ary hitombo fitia eo
anatrehan’Andriamanitra sy ny olona anie ny
zaza!
FANAMBADIANA :
09/08: Atoa ANDRIANARISOA Ony sy Rtoa
LANTONIRINA Lovasoa Léa
09/08: Atoa RAKOTONANAHARY Tojo Nirina sy
Rtoa ANDRIANTAVY Riantsoa Nancya
15/08: Atoa ANNETTE Ando Riana Rakotondrabe
sy Rtoa RAZAFIARISON Aline Mireille
15/08: Atoa RANDRIANJAFINIMANANA Fanilo sy
Rtoa RAZAFINDRAMBOA Lovatiana
Ho tokantrano hanjakan’ny Fitiavana sy ny
Fahasoavan’Andriamanitra anie ny
tokantranonareo!
FAHORIANA:
29/07: It RAZAFIMAHATRARA Pascal (hoy ny iray
tampo aminy Razafimahandry R. Tiana sy Fanja)
31/07: it RAJERISON William (hoy ny iray tampo
aminy Rafaliarison mivady, mianadahy avy)
04/08: It RANAIVOTIANA Zoliniaina Emmanuel
(hoy ny iray tampo aminy Razafimamonjy
Andrinalimamy sy Emma)
07/08: it RAVELOSON Andriamahefa (hoy ny
vadiny Raveloson Rabekoronana Mireille sy ny
zanaka aman-jafiny)
14/08: it RAFALIARISON (hoy ny vadiny
Rabetokotany Bakoly Aimée sy ny zanaka amanjafiny)
22/08: it RAHARISON Andriamarohary (hoy ny
vadiny Razafimaharo Sabine sy ny zanany)
24/08: it RAZANAMAVO Marthine (hoy ny zanany
Razanadrakoto Emile mivady)
29/08: it RAOELISON Nantenaina Andrianarivola
(hoy ny rainy Raoelison Alain Narlys, sy ireo iray
tampo aminy)
Maneho etoana ny fiaraha-miory sy ny
fankaherezana ny fianakaviana tsirairay ny
Fiangonana manontolo.
TENY FIAINANA Isaia 52 FAMPAHATSIAHIVANA
:7
«Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra tenyNy
soa mahafaly
an-tendrombohitra
sady
Alahadyery voalohany
amin’ny
mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitory famonjena, eny, izay
volanaAndriamanitrao!»
Oktobra,
Novambra,
manao amin'i Ziona hœ: Mpanjaka
Desambra, dia miditra in-droa
Fandraharahana :  22 222 75 // Mpitandrina : 22 240 50 – 032 07 611 15 // 033 02 240 50
hatrany ny Fiangonana : amin’ny 7
www.fjkmtranovatoambatonakanga.mg
Isan’ny natonta 1.200 ex
ora sy 10 ora.
TAKELA-PIFANDRAISANA
avoakan’ny Vaomieran’nyFifandraisana sy Asa sosialy
ALAHADY , faha- 07 SEPTAMBRA 2014 – 7 ora sy 10 ora
“NY FANANTENANA NO NAMONJENA NY MINO”
“MITORY NY FAMONJENA NY MINO”
« Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao
mandrakariva. » (Sal. 71, 15)
Ry havana, moa ve fantatsika ny antom-pisiantsika eto an-tany? Haninona eto isika?
Inona no andrasana amintsika? Mamaly izany fanontaniana izany ny Tompo, ka milaza fa
isika no vavolombelona hanambara Azy (Jao. 15, 27). Tsy velombelom-poana tsy manankatao isika, fa nampiandraiketina ny asa tsara sady lehibe indrindra, dia ny hitory ny
fahamarinana sy ny famonjen’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesoa, Ilay efa tonga hitady
sy hamonjy ny very.
Efa vita ny famonjena. Fa ny fitaomana ny olona sy ny fandresena lahatra azy ireny
handray ny fanavotan’i Kristy kosa dia napetraky ny Tompo ho anjarantsika izay mino Azy.
Atao ahoana tokoa no hitazam-potsiny ny fahaverezan’ny maro? Mety ve ny hangìna tsy
hiteny eo anatrehan’ny fahafatesana izay hamongoran’i Satana an’izay rehetra mbola
voagejany? Tsy maintsy mitory ny Filazantsarana izay rehetra efa nahita ny lalampamonjena sy nihaona tamin’ny Mpamonjy. Hoy i Paoly Apôstôly manambara izany: “Tsy
maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho. » (1 Kor. 9,16)
Amin’izany, dia tsy misy afaka hiteny hoe: ‘izaho votsavava’, na ‘izaho tsy mahay
miteny’. Andriamanitra no mampiteny antsika, ary ny teniny rahateo no hambarantsika.
Afaka mitory ny famonjena amin’ny fotoana rehetra sy ny fomba rehetra isika; fa ny tsy
mety, dia ny fahanginana sy ny tsy fanaovana. Araka ny fampianaran’ny Soratra
Masina, dia ho adinina amintsika ny fahafatesan’ny ratsy fanahy amin’ny andro
fitsaran’Andriamanitra. Raha efa nananatra sy nitarika isika, fa ny maditra no tsy
nihaino, dia hofatin’ny faharatsiany izy. Fa raha tsy nampandrenesintsika ny marina
sy tsy notorointsika ny lalam-pamonjena kosa izy ireny, dia hiaraka ho melohina aminy
koa isika (Ezek. 33, 6-8). Tsara ho fantatsika fa ny fitoriana, na dia sarotra aza, satria
toa fidirana amin’ny fiainan’ny olona manokana sy ny safidiny, dia mitondra fifaliana sy
fitahiana ho an’izay manao izany, satria famonjena fanahy. Koa omeo ny momba anao
rehetra ary ampiasao izay anananao, fa ny fanjakan’Andriamanitra no katsahintsika!
RAZAFINIARIVO Fidison M., Mpitandrina.
ALAHADY, faha – 07 SEPTAMBRA 2014
VOKA-DEHIBEN’NY FIANGONANA
FIDERANA SY FANOMEZAM-BONINAHITRA NY TOMPO (Sal. 71, 1. 15s. 23a. 24a)
Mpitarika: « Hianao, Jehovah ô, no itokiako; aoka tsy ho menatra mandrakizay aho..»
Besinimaro: « Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva,
fa tsy fantatro ny isany.»
Mpitarika: « Ho entiko n y asa lehibe nataon'i Jehovah Tompo ;
hampahatsiaro ny fahamarinanao aho, dia ny Anao ihany . »
Iarahana : « Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao;
Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao. Amena.»
 HIRA : 307 and. 1, 4 - VAVAKA FIDERANA
FANAMBARANA NY SITRAPON’ANDRIAMANITRA (2 Tim. 4,1ss)
Mpitarika: Hoy ny Soratra Masina: « Eo anatrehan'Andriamanitra sy Kristy Jesoa, Izay
hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin'ny fisehoany sy ny fanjakany,
no ananarako anao mafy : mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana,
na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy
amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra.»
Iarahana: « Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy
kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny
filany; ary hampiala ny sofiny amin'ny teny marina tokoa izy ka hivily ho
amin'ny anganongano. Amena.»
 HIRA : 314 and. 3
FIAIKEN-KELOKA SY FIFONANA (vavaka ataon’ny mpitarika)
 HIRA : 318 and. 4
TENY SOA MAHAFALY FAMELAN-KELOKA (1 Kor. 1, 21; Lio. 19,10 ; 1 Kor. 9, 16)
Mpitarika:
VAOVAO SAMPANA SEKOLY ALAHADY
- Fidirana : Alahady 21 Septambra 2014 amin’ny 8ora maraina.
.
Ny SAMM ihany koa dia tsy miofana mandritry ny volana Aogositra ka hatramin’ny volana Oktobra.
- Fidiranan’ny SAAM : Asabotsy 08 Novambra 2014 amin’ny 8ora maraina miaraka amin’ny Mpitandrina Ranjakavola ao
amin’ny KTR Ankadifotsy.
FIVORIAMBE FANOMANANA NY TAOM-PIANARANA
- Asabotsy faha-13 Septambra 2014 manomboka amin’ny 8ora 30 maraina ao amin’ny Akany RASOLOFOSON ny fivoriambe
fanomanana ny fampianarana amin’ny taom-pianarana 2014-2015 ho an’ny mpampianatra sy mpiandraikitra rehetra.
NY MPANDRAY SY NY ADIDINY
TAONA 2014 (Janoary – Aogositra)
« Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no
hijinjantsika, raha tsy reraka isika. » (Galatiana 6:9)
Araka izao tarehimarika omena antsika manaraka izao indray ny mikasika ny adidintsika
Mpandray ny Fanasan’ny Tompo nanomboka ny volana Janoary 2014. Mampahery antsika
mandrakariva amin’ny fiatrehana izany, ary maniry ny fahavononana feno ihany koa
amin’ny ezaka ataontsika tsirairay avy amin’ny fanatontosana araka izay tratra satria
iarahantsika mahalala fa ho fampandrosoana ny asan’Andriamanitra ety an-tany tokoa ny
fanomezantsika lanja ireny adidy ataontsika ireny.
Eto dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ary miarahaba ireo nahavita ny azy feno
sahady.
Isan'ny Mpandray
Nandray anjara :
-Adidy
-Isanjato
-Nahavita feno (12 volana)
-Isanjato
-Hatramin’ny Aogositra
-Isan-jato
-Isan-kerintaona
-Isanjato
-Vokadehibe
-Isanjato
-Nahavita feno (IKT+Vkt)
-Isan-jato
Hoy ny Soratra Masina: « Na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra,
ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorianteny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny
izay mino. Fa efa tonga ny zanakolona hitady sy hamonjy ny very. Voavela...»
Iarahana: «Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy
maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho.Amena.»
 HIRA : 424 and. 4
FANEKEM-PINOANA APOSTOLIKA > Fiatoana kely : Feon-java-maneno / Hiran’ny Mpihira
FILAZANA NY RAHARAHAM-PIANGONANA
RAKITRA : I (Fiangonana) III (Tsangambato): HIRA : 310 - VAVAKA FANOLORANA
 HIRA : 312 and. 2, 4
VAVAKA HO AMIN’NY FANAZAVAN’NY FANAHY MASINA
FAMAKINA NY SORATRA MASINA : Sal. 71, 14-24 ; Lio. 4, 42-44 ; 1 Kor. 15, 1-11
 HIRA : 309 and. 1, 4
TORITENY (Faranana amin’ny hiran’ny Mpihira) - VAVAKA FANGATAHANA
BATISA (Fid. II):  HIRA : 248 and. 1, 3
 HIRA : 308 and. 2
TSODRANO
 HIRA : 428 and. 4
RAKI-BOKA-DEHIBE ENY AMIN’NY ALITARA:  HIRA : ......
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO
VAVAKA FANOMBOHANA - HIRA : 1 and. 1, 3
TENY FANORENANA - VAVAKA FAHATSIAROVANA - HIRA : 255 and. 1, 3
VAVAKA FANGATAHANA NY FANAHY MASINA – FAMAKÌNA NY MOFO
VAVAKA FANETREN-TENA – FIZARÀNA NY MOFO SY NY KAPOAKA: HIRA: 504 (elanelanina feon-javamaneno)
FIHINANANA NY FANASAN’NY TOMPO – RAKITRA : HIRA : 306
HAFATRA SY TSODRANO - HIRA : 517 and. 3
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena”
2027
567
28%
213
11%
56
3%
262
13%
231
11%
221
11%
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.
Diakona tompon’anjara amin’ny volana SEPTAMBRA / Faritra FAHATELO
Filoha : Atoa RAHARINJATOVO Claude
Tompon’anjara Alahady :
07/09: VOKA-DEHIBEN’NY FIANGONANA
14/09: SAMPANASA AFF FJKM
Anjara voninkazo :
07/09: Rtoa RANDRIARIMALALA Vololona
14/09: Rtoa RAZANANTSEHENO Aimée sy Rtoa RAZAFINJATOVO Hanitrarivo
Fanatazana ny Rakitra III: 07/09 /fid.I: S.A – fid.II: Komity Tsangambato – 14/09: V. Fananana – 21/09: V.
Fifandraisana – 28/09: SLK
-3-

Documents pareils