n°01 -Juin 2013

Transcription

n°01 -Juin 2013
ANNEE 1| NUMERO 1
GRATUIT | JUIN 2013
Vers la certification HACCP :
un facteur clé pour
le succès de SOCOLAIT
Ny soatoavina
maha SOCOLAIT
Socolait mamorona hatrany
De nouveaux produits arrivent
De la ferme à l’usine
Le voyage du lait
L’édito
NY SOATOAVINA MAHA SOCOLAIT
LES VALEURS DE SOCOLAIT
N
iresaka taminareo ny amin’ny fiovana aho,ka
anisan’ny teboka tsy maintsy andalovan’izany
fiovana izany dia ny famoahana ity gazetintsika
ity ,izay nampitondraina ny anarana hoe SOCO’SERA
Manararaotra ity matoandahatsoratra ity aho mba
ampitana aminareo ny soatovina maha SOCOLAIT izay
natao ho fitaratra eo amin’ny fitondrantena sy fomba fiasa
amin’ny andavanandro.
Ireto avy izy ireo :
Orinasa mitsinjo ny mahaolona
Fanajana ny mahaenao anao
Famoronana makany amin’ny tsaratsara hatrany
Ny orinasa mitsinjo ny mahaolona dia maneho amin’ny
fomba fiasany mazava isanandro fa ny tombontsoa ara
toe-karena dia afaka miaradalana tsara amin’ny
tombontsoa ara tsosialy .Ohatra amin’izany ny
fiarahantsika miasa amin ‘ireo mpanangona ronono sy ny
mpiompy .Ao koa ny fepetra apetrantsika amin’ireo
mpamatsy fanomezantsiro natioraly ,ny tsy maintsy
ampiasan’izy ireo ny lavanila avy eto
Madagasikara.Hasehontsika foana fa tsy maintsy vitantsika
izany fampiarahana tombontsoa sy ny fametrahana fepetra izany..Ny fifampitokisana izay nosoniaviko ary natao
peta-drindrina momban’ny fanarahampenitra
HACCP/9001 ,22000,14001 dia porofon’izany
fahavononana izany .
Ny fanajana ny maha-ianao anao dia midika hoe fisafidianana hanana toetra mahay manaja tena sy ny manodidina
amin’ny fiainana andavanandro .Izany fanajana izany dia
fitambaran’ny fametrahana fitsipika amin’ny fomba
fiasanao manokana na koa rehefa miaraka amin’ny hafa
mba hahamora ny fanatrarana izay tanjona
napetraka. Raha tsorina izany dia io no endrika fanajana
ny tena sy fifanajana amin’ny samy mpiaramiasa ary
indrindra ny fanajana ny orinasa iasanao.
Raha iresaka momban’ny famoronana indray isika dia
mamela ahy ianareo hindrana ny tenin’ ity olona iray izay
anisan’ny olon’ny fandrosoana tao anatin’ny sehatr’asa
misy antsika ity dia tsy iza izany fa Ingahy
Antoine Riboud ,filoham-panorina ny orinasa DANONE :
Ny famoronana makany amin’ny tsaratsara hatrany
indray dia anisany ary ho anisany lalana mankany amin’ny
fahombiazana satria io no fampiroboroboana ireo filamatra vaovao aterakin’ny famaliana ny filana sy fitakiana
vaovao .Ireo filamatra vaovao ireo dia ho taratra eny
amin’ireo entam-barotra na lamin’asa na sampan’asa na
teknolojia vaovao ary indrindra ho hita amin’ny
fandrosoana ara tsosialy izay fehezin’ireo tsena sy orinasa
misy.
Raha hajaintsika ireo soatoavina voalaza ireo isanandro dia
hiavaka amin’ny maro isika ary tsy misy sakana intsony
hahatongavantsika amin’ny tonga lafatra ,hanatrarantsika
ireo tanjona iombonana ary koa ahafahantsika miaramiaina anaty sehatra mahafinaritra.
Mirary anareo hanao fetim-pirenena am-pifaliana aho dia
amin’ny manaraka indray ary.
Nosoratan’i / Ecrit par
Philippe Penouty
(Tale Jeneraly / Directeur Général)
C
omme je m’y étais engagé lors de nos différentes
rencontres, je souhaitais vous associer de plus en
plus à la vie de SOCOLAIT et à son évolution.
Je vous avais parlé de changement, l’un des
points de passage pour parler des ces changements et la
mise en place de ce journal interne, que nous avons décidé
d’appeler : SOCO’SERA.
Celui-ci devra nous permettre d’échanger sur la vie de
l’entreprise et de transmettre nos/vos messages à l’ensemble d’entre vous.
Je profite de cet éditorial pour aborder avec vous
LES VALEURS de SOCOLAIT qui devront être au quotidien
nos références dans nos comportements et actions ;
Ces valeurs sont : Entreprise citoyenne, Ethique et
Innovation.
Etre une Entreprise Citoyenne, c’est prendre en compte
dans notre activité quotidienne et notre développement,
des contraintes liées à l’intérêt général (écologie, emploi,
éthique, développement durable, commerce équitable,..).
L'Entreprise citoyenne montre, par son fonctionnement
concret et quotidien, que les finalités économiques et sociales ne sont pas incompatibles. Notre action journalière
envers nos collecteurs et les éleveurs et l’obligation de nos
fournisseurs d’arômes naturels de nous fournir exclusivement de la Vanille de Madagascar sont des exemples, nous
nous efforcerons à chaque fois que nous serons en mesure
de le faire, d’imposer ces contraintes.
Si j’évoque aujourd'hui, entre autres, le souci de l'emploi
et de la défense de l'environnement, cela induit que nous
prenons en compte effectivement et concrètement pour ce
faire les dimensions sociales et environnementales dans
nos activités et dans nos relations avec nos partenaires
(salariés, clients, fournisseurs et co-traitants, actionnaires…). Les engagements que nous avons signés et affichés,
concernant les certifications (HACCP/9001, 22000 pour la
sécurité alimentaire et 14001 pour les normes environnementales) sont une preuve de nos engagements.
Avoir de l’Ethique, c’est faire le choix au quotidien d'un
comportement dans le respect de soi-même et d'autrui,
c’est un ensemble de règles de travail individuel ou en
équipe afin de faciliter l’atteinte d’objectifs. C’est aussi une
conformité de nos comportements, laissant une liberté des
initiatives, pour l’atteinte de performances et de résultats
dans le respect des personnes, sans exclure la confiance et
le contrôle. Plus simplement se respecter mutuellement
ainsi que son entreprise.
Pour vous parler d’Innovation, permettez-moi de citer une
personne qui fût un innovateur dans notre profession, au
niveau mondial, M. Antoine RIBOUD.
« L’innovation est une alliance entre recherche, marketing, instinct, imagination, produit et courage industriel »
L’innovation est et sera une de nos clés de réussite, l’innovation c’est le développement pour la première fois de
nouvelles valeurs grâce à des solutions qui répondent à des
nouvelles exigences, des nouveaux besoins ou plus anciens,
d'un marché ou d'une société. Ces nouvelles valeurs seront
proposées à travers de nouveaux produits, processus,
services, technologies ou évolutions sociales , qui seront
mises à disposition des marchés et de la société. Comme
vous le voyez tous les services sont concernés par l’Innovation. Si nous respectons ces valeurs au quotidien, alors
nous serons différents et rien ne pourra nous empêcher
d’aller vers l’excellence , d’atteindre nos objectifs communs
et de vivre ensemble une belle aventure.
Je vous souhaite une très bonne fête nationale.
A très bientôt!
SOMMAIRE
EDITORIAL…………………………….P.3
DIRECTION COMMERCIALE …..P.4
LA COLLECTE DU LAIT…………...P.5
RESSOURCES HUMANES……….P.8
USINE………………………….……….P.9
QUALITE……………..…….……….P.10
Edité par
SOCOLAIT S.A
Route Mandaniresaka
Antsirabe 110
MADAGASCAR
Directeur de publication:
Philippe PENOUTY
Rédacteur en chef:
Doria GIZY
Comité de rédaction:
Bruno Landrier, Vincent Lucas,
Rosa Andriamifidy, Hanitriniaina
Raveloarimino, Emmanuelle
Rasoarahona
Ont collaboré à ce numéro:
Hélène Pfeiffer,
Jean De Dieu Rakotondranaivo,
Bakoly Andrianasolo, Lianala
Andrianjatovo, Martin Mahery
Régie Publicitaire:
SOCOLAIT
3ème étage Imm. DIGITAL
Ivandry—Antananarivo 101
Tel: 020 22 483 93
Crédit photos:
Socolait, Facto Saatchi & Saatchi
Impression: Print Express
Nombres d’exemplaires: 350
SOCOLAIT DIA MANDRAY ANJARA NANDRITRA NY FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR (F.I.M)
SOCOLAIT ÉTAIT PRÉSENT À LA FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR
Ny FIM dia hetsika isantaona lehibe eto amin’ny Nosintsika, izay nahafahan’i
Socolait nampiseho sy nanolotra fanandramana maimaimpoana ireo karazana
entana vokariny .Teo ihany koa ny fampafantarana ny fisian’ny vokatra vaovao
hivoaka ato ho ato dia tsy inona izany fa ireo Farilac karazany
vaovao be .Ankoatran’io dia hivoaka ihany koa ny yaourt amin’ny endriny vaovao.
Ny tranohevan’i SOCOLAIT dia nandray mpitsidika marobe, izay noraisiny
tao amin’ny toerana mahafinaritra namboarina manokana ho an’ity hetsika ity.
Ireo mpanjifa sy izay ho mpanjifa dia tena faly nahatsapa ny finiavan’i Socolait
hivelatra amin’ny famokarana vokatra manana kalitao tena tsara ary indrindra
koa vita sy amboarina eto Madagasikara !
La FIM, évènement annuel majeur de la Grande Ile, a été l’occasion pour Socolait de présenter et faire déguster l’ensemble de la
gamme de produits, ainsi que de parler des lancements à venir, à savoir notre nouvelle gamme de Farilac, ainsi que le futur pot
de yaourt.
Le stand a pu accueillir beaucoup de monde sur un magnifique stand préparé pour l’occasion. Les consommateurs et futurs
consommateurs sont tous contents de l’implication de Socolait dans le développement d’une gamme de produits de qualité,
et bien sur fabriqués à Madagascar !
NY FIARAHA-MIENTAN’IREO MPIASA MISAHANA NY VAROTRA
LES TEAM BUILDING DE L’ÉQUIPE COMMERCIALE
Isam-bolana ny ekipa ara-barotra dia midina eny amin’ny toeram-pivarotana
eny mba hampiroborobo ny varotra,hampitombo ny fampafahantarana ny
orinasa ,handamina sy handrindra ny fanaparitahana ny vokatra ary indrindra
koa hanatsara ny fifandraisana amin’ireo mpaninjara ny entana vokarintsika …
Ao anatin’ny fiarahana mahafinaritra, mba ho valin’ny ezaka natao dia
niaraka nisakafo sy niala hetaheta .
Chaque mois les équipes commerciales se réunissent sur le terrain afin de
développer les ventes, augmenter la visibilité, organiser la distribution et bien sur être en contact avec nos revendeurs…
Dans une ambiance chaleureuse, le réconfort après l’effort est de rigueur, autour d’un petit plat et d’un rafraichissement.
NY GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR ,SEHATRA MAHAZATRA
ANKEHITRINY !
LA GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR, UNE HABITUDE MAINTENANT !
Socolait dia mandray anjara hatrany mandritra ny GBM ,efa ho
herintaona izao dia nanohana foana io hetsika io isika ,anaty
tranoheva malalaka no ampisehoana ireo vokatra
rehetra SOCOLAIT amin’ny vidiny mifanandrify amin’io hetsika io.
Amin’io hetsika io dia mpiasa maro no miara mientana mba
hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa hajaina…
Ny fotoanantsika manaraka ary dia amin’ny fidiran’ny mpianatra
indray !
Socolait est également présent à la GBM, depuis maintenant 1 an
nous soutenons l’évènement avec un grand stand proposant les
produits Socolait à un tarif préférentiel pour l’événement. Cet
évènement mobilise beaucoup
de monde pour pouvoir
satisfaire les besoins de nos
chers clients…
Prochaine édition à la
rentrée des classes début
septembre !
SOCOLAIT MAMORONA HATRANY:
HIVOAKA TSY HO ELA NY VOKATRA VAOVAO
SOCOLAIT INNOVE : DES NOUVEAUX PRODUITS ARRIVENT
Ao anatin’ny fihainoana hatrany ny fanirian’ny olona sy ny fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa : SOCOLAIT dia nanorona sy hivarotra FARILAC karazany vaovao be .Ny zanantsika dia ho afaka homena tsiro 7 samihafa izay hanaitaitra ny
fahafantarany tsiron-kanina .Ny fanomezantsiro izay ampiasaina eto dia natioraly
avokoa manaraka ilay hiaka vaovao famantarana antsika
hoe :ny tsiro tena izy .
Toujours dans une démarche d’écoute et de satisfaction
du consommateur, Socolait innove et lance une nouvelle
gamme de Farilac. Nos bébés vont pouvoir déguster 7
parfums différents et éveiller leur sens du gout. Les
aromes sont naturels, suivant notre nouveau slogan :
Le gout du vrai.
Nosoratan’i / Ecrit par
Vincent Lucas
(Tale Ara-Barotra / Directeur Commercial & Marketing)
MIALA MIALA AMIN’NY TOERAM-FIOMPINA MANKANY AMIN’NY ORINASA :
NY LALAN-KIZORAN’NY RONONO
DE LA FERME À L’USINE : LE VOYAGE DU LAIT
NY FAMOKARAN-DRONONO
NY FANDRAISAN-DRONONO ANY AMIN’NY ORINASA
LA PRODUCTION DE LAIT
LA LIVRAISON DU LAIT À L’USINE
y ronono raisin’ny Socolait dia nanodidina ny 60 km
an’Antsirabe. Ny ankamaroan’ny tantsaha mpiompy
dia manana omby vavy iray na roa, be ronono na zafindraony. Omby vavy mihoatra ny 2.000 no terena mba ahazoana ronono izay mankany
amin’ny
Socolait fotsiny.
Raha vantany vao tonga any amin’ny Orinasa ny ronono dia
mandalo fitiliana henjana ao amin’ny Laboratoire mba hijerena ny kalitaony. Tsy raisina ny ronono tsy manarapenitra. Fa ireo ronono ara-dalana kosa dia hampangotrahina ary tehirizana ao anaty vata lehibe mialoha ny hanodinana azy.
N
Le lait est produit tout autour
d’Antsirabe dans un rayon de 60
kilomètres. La plupart des éleveurs
possèdent une ou deux vaches de
race laitière ou métisse zébu. Chaque jour plus de 2 000 vaches
sont traites rien que pour le lait allant à Socolait !
NY FITANTERANA HO AMIN’NY TOBY FANANGONAN-DRONONO
LE TRANSPORT JUSQU’AU CENTRE DE COLLECTE
Misy fomba roa ny fitaterana ny ronono: na aterin’ny
mpiompy mivantana ; na aterin’ireo mpanelanelana amin’ny
bisikileta na sarety. Amin’ny bidao no itaterana ny ronono
mankany amin’ny toby fanangonana izay akaiky indrindra.
Après la traite, le transport du lait se fait soit directement par
l’éleveur s’il est proche, soit par
un collecteur intermédiaire qui
fait des tournées à pied, à vélo ou
en charrette. Le lait est ensuite
transporté dans des bidons jusqu’au centre de collecte le plus
proche.
NY ANDRAIKITRY NY MPITANTANA NY TOBY
LA PRISE EN CHARGE PAR LE CENTRE DE COLLECTE
Raha vantany vao tonga any amin’ny toby ny ronono dia
tsaraina avy hatrany mba hijerena ny
kalitaony. Rehefa avy eo dia sivanina
ary aranaraka ao anaty sinibe fampangatsiahana. Rehefa vita ny fandraisana
tamin’iny andro iny dia araraka anaty
bidao indray ny ronono mangatsiaka
ary aterina amin’ny fiara mankany
amin’ny
Orinasa Socolait.
Arrivé au centre de collecte, le lait est
testé pour en vérifier la fraîcheur et la
qualité. Il est ensuite filtré et transvasé
dans le tank réfrigérant où il est conservé à 4°C. Lorsque la collecte du jour est
terminée, le lait est à nouveau transvasé
dans des bidons pour être transporté en
camion jusqu’à l’usine.
Une fois arrivé à l’usine, le lait subit des
contrôles rigoureux au laboratoire pour en
vérifier la fraîcheur et la qualité.
Les laits non conformes sont refusés, et les
laits conformes sont pasteurisés et stockés
au froid dans les grandes cuves de l’usine
avant d’être affectés à telle ou telle production.
ARY AHOANA KOSA IREO EKIPAN’NY MPANANGONA
RONONO IZANY ?
ET L’ÉQUIPE COLLECTE DANS TOUT ÇA ?
Ny ekipan’ny mpanangona ronono dia miantoka ny fandraisana ny ronono ao amin’ny Orinasa, ary midina any antoerana koa izy mba manoro ireo mpiompy amin’ny asa fanaon’izy ireo andavanandro mba hanatsarana ny kalitao ny
ronono vokarina.
Tena ilaina ny mankeny an-toerana mba hampiroboroboana
ny tena maha izy azy ny Socolait ary hisian’ny fifanakalozana
amin’ny sehatra ny famokaran-dronono.
Ireo rehetra ireo dia toy ny fananana harena sarobidy izay
tsy inona fa ny ronono manarapenitra !
L’équipe collecte est présente dans l’usine pour assurer la
réception du lait, et se déplace aussi sur le terrain afin de
renforcer les centres de collecte et les éleveurs dans leurs
pratiques quotidiennes dans le but d’améliorer la qualité du
lait. La présence sur le terrain est indispensable pour promouvoir les valeurs Socolait et échanger avec notre réseau
de production laitière.
Tout cela pour s’approprier le trésor tant convoité qu’est le
bon lait frais !
Nosoratan’i / Ecrit par
Hélène Pfeiffer (Dokotera Veterinera—Lehiben’ny Sampana
Fanangonana / Docteur Vétérinaire—Resp Collecte)
SOCOLAIT EN IMAGES
Les présentations de vœux. D’Antsirabe à Tana
Socolait a offert une rose à ses collaborateurs féminins à l’occasion de la journée mondiale de la femme
FANOVANA HO AMIN’NY TSARA KOKOA
CHANGEMENTS POUR LE MEILLEUR
T
L
oerana telo ankehitriny no ahitana ny rafitry ny SOCOLAIT : Ny Orinasa ao Mandaniresaka Antsirabe, ny Entrepôt ao Andranomena Antananarivo, ary ny biraon’ny
Tale Jeneraly ao Ivandry Antananarivo.
es locaux de la SOCOLAIT sont désormais installés sur 3
sites : l’Usine de Mandaniresaka Antsirabe, le nouvel
Entrepôt d’Andranomena et le bureau de la Direction
Générale à Ivandry Antananarivo.
Misy rafi-pitantanana vaovao napetraka mba ahafahan’ny orinasa miatrika ireo fanamby vaovao.
Arahabaina eto ireo Délégués vaovao, voafidy tamin’ny volana
aprily 2013. Ireo Délégués ireo dia homena toerana manokana
eo amin’ny fanatanterahana sy ny fanohizana ireo tetik’asa
mahakasika ny mpiasa.
Un nouvel organigramme a été mis en place pour répondre
aux nouveaux défis de la société.
Voalohany amin’ireo tetik’asa ireo ny FAHADIOVANA. Tokony
hiainantsika andavanandro ny BONNES PRATIQUES D’HYGIENE. Efa nisy fiofanana nomena ny maro amintsika, ary nasiana fanatsarana ny fitaovana (toerana fidiovana, akanjo entina
miasa, …). Asiana toerana manokana
io FAHADIOVANA io ao anatin’ny Fitsipika Anatiny vaovao.
Le premier projet concerne l’HYGIENE. Nous devons tous
adopter et vivre les BONNES PRATIQUES D’HYGIENE. Des
formations ont été dispensées, et les équipements ont été
améliorés (douches, tenues de travail, …). Par ailleurs, le
thème de l’HYGIENE aura une place particulière dans le nouveau Règlement Intérieur.
Ny tetik’asa faharoa dia mikasika ny
fitandroana ara-tsosialy ny mpiasa. Ho
jerena manokana ny fahasalaman’ny
mpiasa sy ny ankohonany. Ary hojerena ihany koa ny fampianarana ny
zanaky ny mpiasa.
Rehefa niato antaonany maro, dia
notanterahina tamin’ny voalohan’ny
taona ny fety fiarahabana tratry ny
taona sy firariantsoa. Tao anatin’ny
firahalahina sy araka ny fomba malagasy no nanatanterahina izany fety
izany.
Fahatelo, nefa tsy ambany noho ny hafa : ny “Gestion Prévisionnelle des Emplois et Compétences » . Ireo fanovana natomboka dia hamokatra karazan’asa vaovao. Tokony hanana
olona afaka hanatanteraka izany karazan’asa izany ny orinasa.
Fomba roa no hahafahany manatanteraka izany: ny fanofanana ireo mpiasa ao aminy, na ny fampidirana mpiasa vaovao.
FAHATERAHANA / NAISSANCES
Faly isika rehetra mandray ato anatin’ny fiankaviambe SOCOLAIT ireo ankizy 9
teraka nanomboka ny taona 2012 ka hatramin’izao :
Nous sommes heureux d’accueillir dans la grande famille SOCOLAIT les 9
enfants nés depuis le début de l’année 2012 :
RAKOTOMAHANDRY Toy Jéa (RAKOTONIRINA Rindrasoa), RAVELOJAONA
Kanto Ariane (RAMIARASOA Lalaina), ZARAMANANA Manambinintsoa Maelle
(ANDRIAMAMPIONONA Mialy), ANDRIANIRINA Ny Aina Harrison Andritiana
(RAVELOHARISON Njaratiana), RAVELOHARISON Miahy (RAJOSIARISAONA
Seheno), LOVANIRINA Kaylan Sannyo (LOVANIRINA Aina Tahiry), ANDRIAMITANTSOA Sitrakiniaina Nathan (RAKOTOARIMANANA Guy Julien), TAHIANJANAHARY Nasandratriniaina Harinirina Fenohery (RASOLOFOHARISON Eric),
RALAIVAO Fanirinjanahary Philip Soa Antoine (ANDRIANTIANA Philip Antoine)
FAHAFATESANA / DECES
Betsaka ihany koa ireo havana, tapaka sy namana, nafointsika nandritra izay fe
-potoana izay. Tsarovana manokana eto Itompokolahy RAVALOMANANA
Vonjisoa, mpiara-miasa sy namantsika. Handry ampiadanana anie ny fanahiny.
Nous avons également perdu de la famille et des amis durant cette période.
Nous regrettons particulièrement Feu RAVALOMANANA Vonjisoa, notre collègue et ami. Qu’il repose en paix.
Nous félicitions les nouveaux Délégués élus en avril 2013. Les
Délégués seront associés dans la mise en œuvre ou la continuité des projets relatifs aux ressources humaines.
Le deuxième projet concerne le système de
couverture sociale du personnel. Nous étudierons la mise en place d’une couverture
médicale complémentaire pour les salariés
et leurs ayants – droits. Nous étudierons
également la mise en œuvre d’un mécanisme d’aide scolaire pour les enfants.
Après plusieurs années d’interruption, nous
avons organisé des fêtes de présentation de
vœux en début d’année. Les festivités se
sont déroulées dans la cordialité et conformément à la culture malgache
Le troisième projet, et non des moindres,
concerne la Gestion Prévisionnelle des Emplois et Compétences. Les changements initiés impliquent la
redéfinition des métiers. Il est important que la société dispose des compétences liées à ses métiers. L’acquisition des
ces compétences se fera soit par la formation soit par le recrutement.
FANAMBADIANA / MARIAGE
RAMAROMANDRAY Antsa (Chef comptable), RAKOTONAIVO Sitraka (Caisse
Andranomena), PFEIFFER Hélène (Resp. Collecte et Développement)
LISITRA NY SOLON-TENA NY MPIASA / LISTE DES DELEGUES DU PERSONNEL
RADIMISON Olivier, RAFALIMANANTSOA Gilbert, RAKOTOARISOA Alain
Didier, RAKOTONDRABARY Jean Noel, RALAIMAROMISA Jules,
RAMINOARISON Nantenaina, RANDRIAMANARIVO Joseph Alain,
RANDRIAMIHARISOA Fanjanirina, RANDRIANARISANDY Ernest Aimé,
RANDRIANASOLO Benoît Joseph, RANIRISON Jean Simon,
RAVELOHARISON Njaratiana
Nosoratan’i / Ecrit par
Doria Gizy
(Talen’ny Fitantanana sy ny Ara-bola / Directeur Administratif et financier)
SOCOLAIT, MIROSO HO AMIN’NY
FANATSARANA MAHARITRA
L’USINE SOCOLAIT EN AMÉLIORATION CONSTANTE
T
sy ho ela dia hizaka ny fiantohana HACCP, Iso 9001, 14001 sy 22000
ny orinasa.
Izany hoe tsy maintsy manaraka ireo fenitra iraisam-pirenena, hentitra sy vaovao hatrany mahakasika ny fandaminana, ny famokarana,
sy ny fitaovam-piasana ary ny fanajana ny tontolo iainana.
Ny fanajana ireo fenitra ireo dia ahafahana mahazo vokatra tsara sady aradalàna, mahatratra ny fe-potoana voatondro, ary indrindra ny fahabetsahan’ny vokatra sy ny vidiny voafehy amin’ny tokony ho izy.
Toy izany koa ny ahafahana manatanteraka an-tsakany sy an-davany ny asa,
ary ny fanajana tontolo iainana voaara-maso tanteraka.
Tsapa fa ny orinasa, sy ny tao-trano ary ireo fitaovana enti-mamokatra, dia
mila fanavaozana tanteraka.
Nanapa-kevitra izahay fa hatomboka ny asa ary ao anatin’ny roa taona no
anatanterahana izany : 2013-2014.
2013, taom-panarenana goavana :
Famindrana ny famokarana yaourtyao ao amin’ny trano fanodinana
vaovao.
Ny fandaminana io toerana io mba
handraisana ireo karazam-bokatra
mitovy aminy.
Ny fandaminana indray ny efitra
Produits frais, izay havaozina mba
hahafahana manaraka ireo fepetra
rehetra ilaina amin’ny fanamboarana fromazy (« pâtes pressées », « camembert » ary « fondu ») indrindra
ho an’ny fanamboarana dibera sy ny « crème fraîche ».
Ny fanavaozana ny toerana fanodinana Farilac sy Ronono Mandry Mamy, ary
ny manodidina ny toerana rehetra.
Noho izany dia efa novolavolaina ireo drafitra sy fikarakarana rehetra ho
amin’ny fandaminana ireo toeram-pamokarana voalaza ireo.
Manaraka izany dia efa voafaritra koa ny toe-bola enti-manatanteraka.
Ary farany dia efa tanteraka koa ny fifidianana ireo orinasa mpiara-dia na
mpiantoka.
Ankehitriny dia miisa 5 izy ireo no miantoka ny fanarenana ny tao-trano sy
ireo karazam-pitaovana fanodinam-bokatra.
Fotoana maromaro nifandimby no nitsidihan’izy ireo ny toerana voakasiky ny
fanamboarana, ka tamin’izany indrindra no nanomezan’izy ireo tolon-kevitra
momba ny asa sy ny fandaminana rehetra.
Ny faran’ny taona 2013 dia ho vita tanteraka ny fanavaozana, sy ny
famerenana amin’ny laoniny ny fanodinam-bokatra ary ny fiantohana HACCP
sy ISO 9001 dia ho mari-pototra tsara.
2014 dia ho taom-pahavitan’ny asa, izay hiverenan-tsika amin’ny andro manaraka.
Hatramin’ny volana mey 2012, ny sampan’asa manara-maso ny kalitao dia
nametraka an-tanana ny HACCP, sy ireo fanaraha-maso maro samihafa, ary
koa ireo antonta-taratasy rehetra ilaina momba ny fahatsaran’ny vokatra
vokarina.
Nandritra ny roa volana, ny sampan’asa miandraikitra ny fikojakojana arateknika dia nametraka ny fikojana fisorohana, sy ny fahaiza-manaon’izy ireo
manontolo amin’ny fanavaozana ny kojakoja rehetra ilaina mahakasika ny
« aéronautique », ary matetika izy ireo no mikarakara ireo fitaovana famerenana amin’ny laoniny ny milina isan-karazany.
Ny ankabeazan’ireo milina fampiasa ireo dia manana ny kalitao tsara tokoa,
vita avy any amin’ireo firenena matanjaka ara-teknika : Danemark, Suisse,
Allemagne, France,…ohatra amin’izany ireo fanodinana Ronono Mandry Mamy, Farilac na yaourt. Izany indrindra no hikojakojana azy ireo fatratra ka
ampiasaina indray hanodinana vokatra rehefa voaverina amin’ny laoniny.
Efa ho iray volana izao, ireo orinasa mpiara-dia no nanomboka ny fanarenana
ny toeram-panodinana vaovao.
Ny iray amin’izy ireo dia nanangana ny trano fiasan’izy ireo eto amin’ny orinasa mihitsy mba hahaingana sy hampahomby ny asa.
Etsy ankilany kosa, ireo ekipan’ny fanodinana vokatra (Farilac, Ronono Mandry Mamy, Collecte) dia nandamina izay ho firindran’ny asa mba ahafahana
manangona ireo tahirim-bokatra ho an’ny 3 volana.
Ny fananana ireo tahiry ireo dia ahafahana manana fiantohana ampahany na
tanteraka amin’ny fanodinana, amin’izay dia malalaka tsara ireo orinasa mpiara-dia manao ny asa fanavaozana.
Ny fandaminana ny toerana fanodinana vaovao dia hifarana ny volana Jolay.
Ny fametrahana ny famokarana YAOURT sy YAO dia eo am-perin’asa
tanteraka.
Ny fandaminam-panavaozana ny fanodinana Farilac sy Ronono Mandry
Mamy
dia hanomboka ny voalohan’ny volana jolay ka ho vitaina amin’ny voalohan’ny volana oktobra. Ny asa fanavaozana ny toeram-pamokarana Produits
Frais amin’izao fotoana dia haharitra ny volana jolay hatramin’ny oktobra.
D
ans un proche avenir notre usine doit bénéficier des certifications
HACCP, Iso 9001, 14001 et 22000.
C'est-à-dire qu’elle devra répondre à des normes d’organisation, de production, d’équipement et de respect de l’environnement internationales strictes
et récentes.
Le respect de ces normes permet d’obtenir des produits de qualité élevée,
régulière, dans les délais, des quantités prévues et à des couts maitrisés.
Il procure également de meilleures conditions de travail et un respect de l’environnement totalement contrôlé.
L’usine, bâtiments et outils de production, nécessitent une rénovation
quasi complète.
Nous avons décidé d’entreprendre
ces travaux sur une période de deux
ans : 2013-2014.
2013 sera l’année des grands travaux :
Le déménagement de la production
yaourt-yao dans le nouveau bâtiment.
L’aménagement de ce bâtiment pour recevoir ces lignes de production.
Le réaménagement du bâtiment Produits Frais d’origine qui sera modernisé
pour permettre de bien meilleures conditions de production pour les fromages
(pates pressées, camembert et fondu) ainsi que pour le beurre et la crème
fraiche.
La modernisation des bâtiments et environnement des lignes Farilac et Lait
Concentré Sucré.
Pour cela nous avons conçu les plans et organisation des ces aménagements
et bâtiments.
Ensuite nous avons défini un budget.
Et enfin nous avons sélectionné des entreprises partenaires ou sous traitantes.
Elles sont aujourd’hui au nombre de cinq pour les principales, qui assurent la
rénovation des bâtiments et des équipements de production.
A la suite de nombreuses visites sur le site elles ont pu nous donner leur préconisation de travaux et de planning.
Au terme de 2013 les bâtiments seront rénovés, les lignes réinstallées et la
certification HACCP et ISO 9001 en place.
2014 sera l’année des finitions. Nous reviendrons sur ce sujet.
Depuis mai 2012 le service Contrôle Qualité organise la mise en place du
système HACCP et des nombreux contrôles et documents nécessaires à la
qualité des produits.
Depuis deux mois le service Maintenance met en place une maintenance
préventive et met tout son potentiel pour la rénovation des matériels qui
nécessitent de grandes révisions, telles que dans l’aéronautique, ou souvent
des réparations de fond indispensables à la remise à niveau des ces machines.
Enfin depuis bientôt un mois les entreprises partenaires sont à pied d’œuvre
pour rénover le nouveau bâtiment.
L’une d’elle a installé son propre atelier sur notre site pour plus de rapidité et
d’efficacité.
Par ailleurs les équipes production (Farilac, LCS, Fromages, collecte également)
ont organisé leurs cadences de travail pour constituer trois mois de stock de
produits.
Ces stocks permettront un arrêt partiel ou complet des lignes de production
pour laisser le champ libre aux sociétés partenaires de travaux-rénovation.
L’aménagement du nouveau bâtiment sera terminé courant juillet.
L’installation des lignes Yaourt et YAO se fera à ce moment.
L’aménagement-rénovation des lignes Farilac et LCS commencera début juillet
pour finir début octobre.
Les travaux de rénovation du bâtiment actuel PF dureront de juillet à octobre.
Nosoratan’i / Ecrit par
Bruno Landrier
(Talen’ny Ivo-Toerana / Directeur de Site)
MIROSO HO AMIN’NY FIANTOHANA HACCP : ANTOKA IRAY HO AN’NY FAHOMBIAZAN’NY SOCOLAIT
VERS LA CERTIFICATION HACCP : UN FACTEUR CLÉ POUR LE SUCCÈS DE SOCOLAIT
NY ARO VOINA ARA-TSAKAFO
LA SÉCURITÉ ALIMENTAIRE
IREO FAMPIOFANANA
DES FORMATIONS
Ny fanadihadiana ny antom-pisian’ireo karazam-boina – antony lehibe tokoa
ho amin’ny fifehezana azy ireny, raha adika tsotra ny paik’ady HACCP dia
fomba iray entina mifehy tanteraka ny aro voina ara-pahasalamana ho an’ireo
karazan-tsakafo. Trano fikarohana ara-tsiansa iray any Etazonia, izay miankina
amin’ny NASA no nanangana azy ity. Ny tanjona dia ny mba hisorohana, sy
hamongorana ireo loza azo avy amin’ny fihinanana sakafo Mihasarotiny ny
lalàna maro mahakasika izany, etsy an-daniny koa ireo mpanjifa, ka izany
indrindra no nahatonga ny SOCOLAIT miroso amin’ity paika goavan’ny fiantohana HACCP ity efa ho herin-taona izao.
Ny fametrahana ny rafitra fanatsarana HACCP dia mitaky firotsahana antsehatra sy fahazavan-tsaina eo amin’ny mpiasa rehetra. Izany indrindra no
nahatonga ny orinasa SOCOLAIT nametraka ny lamina ho an’ny karazampiofanana atolotra ho an’ny fitambaram-ben’ny mpiasa ato aminy.
Notsindriana manokana ny fampiharana tonga lafatra ny fahadiovana sy
ny famokarana.
Le système d'analyse des dangers - points critiques pour leur maîtrise, en abrégé système HACCP est une méthode de maîtrise de la sécurité
sanitaire des denrées alimentaires. Il a été élaboré aux Etats
Unis d’Amérique par un laboratoire dépendant de la NASA. Son
objectif est la prévention, l’élimination de tout danger alimentaire.
Les textes législatifs et les
consommateurs étant devenus de
plus en plus exigeants, SOCOLAIT
a décidé de se lancer dans un
grand projet de certification HACCP depuis un an.
La mise en place du système de
qualité HACCP nécessite une pleine
adhésion et compréhension de tous
les employés. C’est pourquoi, SOCOLAIT a mis en place un programme
de différentes formations pour la totalité de son personnel. Un accent a été
fait en particulier sur les bonnes pratiques d’hygiène et de fabrication.
Hanatratrarana ireo tanjona, ny orinasa SOCOLAIT dia namolavola tetik’asa
maro samihafa :
Pour arriver à ses fins, SOCOLAIT à mis en œuvre différents plans d’action :
FITANTANANA MIOMPANA AMIN’NY FIANTOHANA ARA-TSAKAFO
SYSTÈME DE MANAGEMENT AXE SUR LA SÉCURITÉ ALIMENTAIRE
Ny fomba fitantanana HACCP dia miompana amin’ireto ainga 7 manaraka
ireto :
Le système de management HACCP est axé autour des 7 principes suivants :

Manomboka amin’ny fanadihadiana izay nahatonga ny voina /
Procéder à une analyse des dangers

Mamantatra ny antony rehetra nahatonga ny loza mba
hifehezana azy ireo / Déterminer les points critiques pour pouvoir les
maitriser


Mamaritra ireo fetra azo ekena / Fixer les limites acceptables
Mametraka ireo fomba fanaraha-maso / Mettre en place de
systèmes de surveillance

Mametraka ireo tolo-kevitra fanitsiana tena ilaina / Déterminer
les mesures correctives nécessaires

Manamarina fa ny fomba HACCP dia mandeha ara-dalana
Vérifier que le système HACCP fonctionne efficacement

Mamorona ny antontan-taratasy izay ahitana ireo paik’ady
narahina ary koa ny firaiketana rehetra / Constituer un
dossier dans lequel figureront toutes nos procédures et nos
enregistrements
FANARENANA IREO FOTO-DRAFITR’ASAN’NY ORINASA
REMISE À NIVEAU DE NOS INFRASTRUCTURES
Ho fiantohana ny fahatsaran’ny vokatra, SOCOLAIT dia tonga eo amin’ny
dingana fanatsarana kokoa hatrany
ny foto-drafitr’asa eto amin’ny orinasa. Satria mitaky fitsipika ny HACCP,
ny fanarenana rehetra izay an-dalampanantaterahana dia ahafahana
manatsara hatrany ireo fepetra rehetra efa noraisina manomboka eo
amin’ny fandraisana ireo akora fanodina ka hatramin’ny fitsinjarana eny
amin’ny mpanjifa
Pour assurer la qualité de nos produits, SOCOLAIT est entrée dans une phase
d’aménagement de son infrastructure. Comme l’exigent les principes de
l’HACCP, les travaux en cours permettront d’optimiser les mesures déjà
prises depuis l’arrivée de nos matières premières jusqu’à la livraison de nos
clients.
NY LABORATOARA FANARAHA-MASO
UN LABORATOIRE DE CONTRÔLE
Ny antoka amin’ny fahatsaran’ny vokatra vokarinay dia hamafisin’ny
fanananay ny laboratoara fanaraha-maso eto anivon’ny orinasa ihany , ary
indrindra ny fanarenana izany.
Nohon’ny fiara-miasa amin’ny Institut Pasteur de Madagascar, ny fitomboan’ny fanarahana akaiky ny vokatra vokarinay dia ahafahana miantoka
tanteraka ny vokatra SOCOLAIT.
L’assurance qualité de nos produits
est renforcée par la présence et la
remise à niveau de notre laboratoire
de contrôle situé au sein de l’usine
même.
En collaboration avec l’Institut Pasteur de Madagascar, une
surveillance accrue de nos produits nous permet de garantir l’innocuité des
produits SOCOLAIT.
Nosoratan’i / Ecrit par
Lianala Andrianjatovo
(Talen’ny Kalitao/ Directeur Qualité)

Documents pareils

Mise en page 1

Mise en page 1 lamaody avy any ivelany ny fitafy, etsetra etsetra. Farany tsy misy intsony izay maha-izy ny Gasy fa lasa safiotra zato isan-jato. Kanefa tsy takona afenina fa io toe-tsaina sy fomba fiaina tondroi...

Plus en détail

Maquette Ma-LAZA - Ma

Maquette Ma-LAZA - Ma amBalavao isotry tany lova namidy tsy nisy P.06 tuning show ii mode : Quand les pulls torana Foana ilay mpivarotra raha nanontany : vao nokarakarain’i au coliseum : s’allongent… vao miditra ao amin...

Plus en détail

Laza Rabary Razafimamonjy

Laza Rabary Razafimamonjy nomena ny anarana hoe Service de la Communication, des Relations Publiques et du Partenariat. Sampana telo no mandrafitra azy ka tafiditra ao anatin’izany ny Gazety Tahiry, ny tranonkala sy ny fita...

Plus en détail