KOMITY MPANDINIKA NY MPANDRAHARAHAN`NY LOZA

Transcription

KOMITY MPANDINIKA NY MPANDRAHARAHAN`NY LOZA
REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
FITIAVANA -TANINDRAZANA- FANDROSOANA
MINISTERAN’NY ATITANY
KOMITY MPANDINIKA NY
FITANTANANA NY LOZA
FANADIHADIANA FOTOTRA MOMBA NY
VOINA
BIRAO NASIONALY MOMBA NY
FITANTANANA NY LOZA / CNS
Voina nitranga :.................................
FAMARITANA ANKAPOBENY MIKASIKA NY FARITRA VOAKASIKY NY VOINA
1. Faritany : …….………………………... 2. Faritra na Région: ………………………..…………..…3. Distrika :………………….…….
4. Kaominina : …………………….………5. Fokontany ……………………………………................
A. FIANTRAIKAN’NY VOINA EO AMIN’NY TOERANA MISY
ANAO
1. Isan’ny maty vokatry ny voina : …………………………...
2. Isan’ny naratra vokatry ny voina :
3. Isan’ny niaran-doza vokatry ny voina :
a. Isan’ireo traboina : ……………………….
b. Isan’ireo tsy manan-kialofana : ………….
4. Isan’ny nifindra monina vokatry ny voina :…………
5. Isan’ny tsy hita popoka:…………………….
6. Misy toerana handraisana ireo traboina ve?
a. ENY……..TSIA…......
E. FIANTRAIKAN’NY VOINA EO AMIN’NY SEKOLY SY NY
FITANTANAN-DRAHARAHA (Administration)
15. a. Firy ny isan’ny sekoly tsy nisy fahavoazana:…….....……
b. Firy ny isan’ny sekoly mbola azo ampiasaina na dia misy
fahavoazana aza:............................................................
d. Firy ny isan’ny sekoly rava:..............................................
16. Isan’ny mpianatra tsy manana lakilasy:
a. Amin’ny ambaratonga fototra voalohany : …………………..
b. Amin’ny ambaratonga faharoa fototra : ………………………
17. Fitantanan-draharaha
a. Mandeha : ENY ……. TSIA…….
B. FIANTRAIKAN’NY VOINA EO AMIN’NY TRANO
IPETRAHANA, NY FITATERANA SY NY FIFANDRAISANA F. FIANTRAIKAN’NY VOINA EO AMIN’NY VOLY , NY
FIOMPIANA ARY NY SEHATRY NY VAROTRA
7. Fahasimban’ny trano ipetrahana :
a. Isan’ny trano rava : ……………………….
18. Fahasimbana eo amin’ny voly eny an-tsaha
b. Isan’ny trano tsy misy tafo : ……………..
a. voly varotana : kely \_ _/ antonony \_ _/ betsaka \_ _/
d. Isan’ny trano difotry ny rano : ……..…….
b. voly atao sakafo : kely\_ / antonony \_ _/ betsaka \_ _/
8. Lalàna :
d. voankazo : kely\_ _/ antonony \_ _/betsaka \_ _/
a. Azo ampiasaina: ……………………….….
19. Fahavoazana eo amin’ny biby fiompy
b. Tapaka : ……………………………..……...
a. Omby : vitsy \_ _/ antonony \_ _/ betsaka \_ _/
9. Fifandraisana
b. Ondry : vitsy\_ _/ antonony \_ _/ betsaka \_ _/
a. mandeha: ENY…… TSIA….…
d. Osy : vitsy \_ _/ antonony \_ _/ betsaka \_ _/
e. Biby hafa: vitsy \_ _/ antonony \_ _/ betsaka \_ _/
10. Seranana (Port na Aérodrome)
a. Azo ampiasaina: ENY……
TSIA……
D. FIANTRAIKAN’NY VOINA EO AMIN’NY TOBIMPAHASALAMANA SY HOPITALY
11. Tobim-pahasalamana sy hôpitaly:
a. Isan’ny miasa : …………………..…..
b. Isan’ny tsy miasa : …………………..
12. Tahirim-panafody ao amin’ny tobim-pahasalamana sy
hôpitaly :
a. Misy : ENY……
TSIA……
13. Isan’ny mpiasan’ny fahasalamana sy hôpitaly:…………
a. Tsy misy fiovana ve? ……………
b. Nihena ve ? ……………….………
14. Rano fisotro madio :
a. Misy : ENY……
TSIA……
G. FANAMARIHANA (soraty eto raha misy isa hafa sy zava-
nitranga mba hahafahana manatsara ny fanadihadiana
mikasika ny fahasimbana taorianan’ny voina)
……………………………………………………………………….….
…………………………………………………….…………………..…
…………………………………………………………………..…….…
……………………………………………………………………………
Soraty ny anarana sy fanampin’anarana,telefaonina,mail raha
misy, andraikitra,fikambanana ary sonian’ny olona nameno ny
fanadihadiana.
………………………………………….……………............…………..
…………………………………………………………...........…………
…………………………………………………………...........…………
…………………………………………………………...........…………
…………………………………………………………...........…………
RAHA MILA FANAMPIM-PANAZAVANA DIA ANTSOY NY BNGRC/CNS AO ANTANIMORAANTSO AN-TARIBY: 22 594-50, FAX: 22 594-51, MAILAKA: [email protected] / [email protected], BLU: usb 7525
Torolalana amin’ny fanadihadiana fototra momba ireo Loza: Rivodoza,
Tondradrano,Tafiodranomasina na Tsunami, Doro, Avandra, Tafiodrivotra
A.
FIANTRAIKAN’NY LOZA EO AMIN’NY TOERANA MISY ANAO
3. a. Isan’ireo traboina (ohatra iray amin’ireny ny fahasimbana kely eo amin’ ny tafo fa mbola azo
ipetrahana ihany ny trano):
b. Isan’ireo tsy manan-kialofana (izay rava trano, manana trano may, trano dibodrano. Izay rehetra tsy
manana trano ipetrahana vokatry ny loza ireo)
B.
FIANTRAIKAN’NY LOZA EO AMIN’NY TRANO IPETRAHANA, NY FITATERANA SY NY SEHATRY NY
FIFANDRAISANA
7. Fahasimban’ny trano ipetrahana:
b. isan’ny trano tsy misy tafo ( lasan’ny rivotra vokatry ny loza)
d. isan’ny trano difotry ny rano ( ao anty rano tanteraka ka ny tafony sisa no hita)
8. Lalàna:
a. azo ampiasaina: (tsy misy fahasimbana firy fa mbola afaka ifamezivezen’ny fiara)
9. Mandeha ve ny fifandraisana: amin’ny BLU, an-telefaonina, radio sy telem-paritra, ny RNM sy ny TVM
10. Seranana (Port na Aérodrome)
a. azo ampiasaina ( azon’ny sambo, botry, zodiac, vedette, lakana na fiaramanidina ifamezivezena)
D. FIANTRAIKAN’NY LOZA EO AMIN’NY TOBIM-PAHASALAMANA SY HOPITALY
11. Soraty ny isan’ny tobim-pahasalamana sy hôpitaly:
a. miasa(mbola afaka mizaha marary sy maratra ary mizara fanafody)
b. tsy miasa(tsy afaka mizaha marary sy maratra ary tsy mizara fanafody )
13. Soraty ny isan’ny mpiasan’ny fahasalamana raha:
a. tsy misy fiovana (mbola manao ny asany avokoa)
b. nihena (misy mpiasa tsy eo intsony taorian’ny loza)
E. FIANTRAIKAN’NY LOZA EO AMIN’NY FOTODRAFITRASA , NY SEKOLY ARY NY SEHATRY NY FITANTANANDRAHARAHA (administration)
F. FAHASIMBAN’NY EO AMIN’NY VOLY, NY FIOMPIANA ARY NY SEHATRY NY VAROTRA
18. Fahasimbana eo amin’ny voly eny an-tsaha :
a. voly varotana : kely \\________// antonony \\________// betsaka \\________//
\\__ X__// ny valin-teninao
19. Fahavoazana eo amin’ny biby fiompy vokatry ny loza: ( OMEO NY ISANJATO)
a. omby: vitsy \\________// antonony \\________// betsaka \\________//
mariho
\\__X__// ny valin-teninao
e. biby hafa ( ohatra: akoho, gisa, gana, dokotra, vorontsiloza, kisoa, bitro,…………..sns)
mariho
RAHA MILA FANAMPIM-PANAZAVANA DIA ANTSOY NY FILANKEVIM-PIRENENA MOMBA NY VONJY TAITRA AO
ANTANIMORA- ANTSO AN-TARIBY : 22 594-50 , FAX : 22 594-51, MAILAKA : [email protected] / [email protected]

Documents pareils