Parisy Cop21. Tsy « kaopy » sy tsy kaonty mihitsy ny
Transcription
Parisy Cop21. Tsy « kaopy » sy tsy kaonty mihitsy ny
Parisy Cop21. Tsy « kaopy » sy tsy kaonty mihitsy ny Gasy e ! Lundi, 30 Novembre 2015 01:54 - Mis à jour Lundi, 30 Novembre 2015 04:00 Ho an’ingahy ity tokoa dia manga toa ny lokon’ny Hvm foana ny lanitra. Fa maninona ? Satria ho 100% Hvm ny ao amin’ny Lapan-doholona (« Sénat »). Tsy ireo mpividy lehibe (« Grands électeurs » ) no ho vendrana tsy hahay hifidy fa ny rafitra napetraka sy ny fiandanian’ilay CENI « vaovao » tsy mahaleotana no hahatonga izany. Toa tamin’ny andron’i Dadabe Tsiranana e! Ho aiza eo anefa? Fa dia any ambony any foana ny mason’i Hery Vaovao fa tsy te-hahalala ireo Malagasy 23 tapitrisa ao ambaniny (Ianareo no te-hifidy ahy sisa no tsy nivoaka ny vavany). Niala teto Madagasikara izy (18 Novambra) tsy re tsaika; niverina izy (24 Novambra) tsy re tsaika; lasa indray izy (28 novambra) torak’izany. Dia ao Parisy indray izy izao. Fa inona ny maha filoham-pirenena azy raha atao toerana fandalovana ihany ny tany nahavoafidy azy e!? Sady tsy misy fanazavana na iray segondra fa manao tsinontsinona ny mpiray tanindrazana fotsiny izao. Kay kanosa matahotra ny masony nefa te-hividy ny lohany. Tandremo fa hanody daholo izany fihetsika izany an! Manomboka androany 30 Novambra 2015 izany ilay fihaonam-be mikasika ny Toetrandro atao hoe « COP21 », ka ny ho avin’ny zanakolombelona rehetra (miisa 7 miliara mahery amin’ity taona 2015 ity) no ho resahina. Firenena 195 ary Filoham-pirenena sy Lehibena governementa mihoatra ny 150 no ho tonga ao Parisy (Frantsa). Anisan’izany i Madagasikara tarihin’iry ambony iry. 1/2 Parisy Cop21. Tsy « kaopy » sy tsy kaonty mihitsy ny Gasy e ! Lundi, 30 Novembre 2015 01:54 - Mis à jour Lundi, 30 Novembre 2015 04:00 Asa fantatra Internet tanindrazana faan’isa, dia ity.mpandray natao Tsy tsy misy ho mahay an'ny fiezahana, miteny vazaha frantsay finiavana tokoa ity mihitsy! sy sehatry fijerena Maro ny ary Tontolo dia fitsinjovana maro anefa ireo malagasy izy mpiray ireo ao Tsy anatin’ireo vitan’izany fanomezana koa hoe vaovao fatsy iza tsy marina nisy anjara mihitsy no aman’arivony. any ny fa ezaky diamba hoe Tsy ny olona ministeran’ny izay 40 ihany. isa izay Tsy Tontolo misy tsy iainana ho ny iainana tazana mangarahara. eo mihitsy amin’ny ao Tsy AMINY TENY MALAGASY maro ary misy ihany koa izay sosokevitra mikasika ho ny entina tena anton’ity hiadivana COP21 amin’inona. ity, hoaminy an’ny Aiza moa ny vahoaka malagasy iraika nympambotry androany no fantany. Nefa mandalo dia hoe: HO AN'NY TOETRANDRO" "AND .AO Fa HIARA-HIHETSIKA dia "robots" ireo tokoa anie izay maro foana. MPIASAM-BAHOAKA ve ra-Malagasy hoMbola faty alohan'ity hanao e!? ny Ie,fa fitondrana ataony satria tsyno natao tsy foana ity. ampahafantarina hofa ireo tompoina e! Mbola faihany Tanindrazana ireoho olona ela ny mpitondra fiovan-toe-tsaina iombonana. Matesa ireo raha Tsy anatin'ity vaovao kaonty mikasika an'i Madagasikara amin'ny teny malagasy azo raisina ny ao facebook angaha? Raha hisy... Fa ity. maintsy Seho ivelany hisy anefa ihany satria fa dia izay miandry ilay seho ny e... sary ao Parisy Misy kaonty facebook noforonina (io ambony io) ary hoe andrim-pitondrana hono gouvernemental» («organisme mikasika ). Famisy dia sady ny olana natao misy amin’ny etotsy Madagasikara teny frantsay ka ilay ho izy vahana no tsy hahitana ary amin’ny vaovao fomba na manakory. iray aza ny K’inona Rajaonarimampianina moa dia seho dia ivelany tsotra: toa ny mahazatra e! Ny andrandrain’ny ekipan’ny filoha maitso natokana ho an’ny toetrandro). ilay « Green Climate Fund - Fonds Vert pour le Climat » (vola hilaza fa Dia avy any indray vao « nahazo » miliara an-jatony hiarovana ny tontolo iainana Izay vao « hihetsika » .oHo lavo hiverimberina tompon-trano satria tsyfa eny miteny? ihany miononona Tandremo ary hitovy hatramin’ny fafoana tsy resy ny rahoviana vokany akory ny satria izany olo-mangina mitovy Ra-Malagasy foana maro, koa e? ary ny Fa ny antony. dia Tantara tsindrio faiza Parisy COP21? Sady tsy ela hazo ny boboka Krisimasy sy lo 2015. tanteraka. Fa dia ho krisy no mafy tsy kaonty no hatrehin’ny ny Malagasy Malagasy 23 tapitrisa maro an’isa e! Higadona niantehitra tsy ho Jeannot Ramambazafy –« kaopy » 30 novambra 2015 2/2