n°03 -Décembre 2013

Transcription

n°03 -Décembre 2013
ANNEE 1 | NUMERO 3
GRATUIT | DECEMBRE 2013
De l’usine aux clients
Hetsika ataon’ny Socolait
hamaranana ny taona
Une entreprise citoyenne
Une usine
en amélioration
L’édito
SOCOLAIT, orinasa mitsinjo ny maha olom- pirenena
Inona no atao hoe orinasa mitsinjo ny maha olom-pirenena :
Azo fintinina toy izao manaraka izao ny famaritana. Ambara fa
mitsinjo ny maha olom-pirenena ao aminy ny orinasa iray, raha
toa ka manandratra ny maha-zava-dehibe ny ara-piarahamonina sy ny ara-tontolo iainana izany orinasa izany, hita taratra izany eo anivon’ ireo asa famokarana rehetra sahaniny , ireo
fifandraisana amin’ny mpiara-miombon’antoka rehetra. Ny orinasa mitsinjo ny maha olom-pirenena dia rafitra iray mampifandrindra ny fenitra ara-toekarena sy ara-piaraha-monina,
maneho porofo fa tsy ny fahatratrarana ny tombotsoa ara-bola
irery ihany no tanjona.
Ara-toe-karena, ara-piaraha-monina, ara-tontolo iainana…
Malalaka noho izany ireo sehatra sahanin’ny orinasa iray raha
te-hitsinjo ny maha olom-pirenena izy.
Ny orinasa mitsinjo ny maha olom-pirenena dia tsirin-kevitra
iray, izay hita fa mihamaro mpandala tokoa . Hita izany amin’ny
alalan’ny fandraisana andraikitra ara-tsôsisaly eny anivon’ireo
orinasa, ary koa ny fampiharana ny fitsipi-pitondran-tena. Miha
-mahazo vahana ankehitriny izany fitsinjovana ny
maha-olom-pirenena izany any amin’ireo orinasa
samihafa .
SOCOLAIT: Ireo Tompon’andraikitra, dia manana
adidy ary mila manadihady
ireo tombampahombiazana, amin’ny fomba hafa nefa mifameno amin’ny lafiny ara-bola. Maro ireo sehatra ivelan’ny ara-bola, ahafahana mahafantatra
izany tombam-pahombiazana izany.
- Ireo fiantraika ara-tontolo iainana : Ireo fihetsika fanaontsika an-davanandro dia misy fiantraikany eo amin’ny tontolo iainana avokoa, ny fandaniana angovo
(mikoja tsara ireo milina famokarana aho mba hampandeha azy
ireo amin’ny ara-dalana), ny fandaniana rano (Tsy manadino
manidy ireo « robinets » fikorianan-drano aho aorian’ny fampiasana azy ireny), ny fandaniana herin’aratra (Mamono ny jiro
rehetra alohan’ny handaozako ny toerana niasako, ny fandanja
mari-pana dia ampiasaiko amin’ny fotoana tokony hampiasana
azy), ireo no fihetsiky ny mpiara-miasa ao amin’ny orinasa
mitsinjo ny maha-olom-pirenena.
mitsinjo ny maha olom-pirenena.
Etsy an-danin’izany rehetra izany, Socolait dia mahafantatra
tsara fa ireo tsindry ara-tontolo iainana dia tsy maintsy hitombo
hery hatrany aoriana kely ao, ka mety indrindra ny hitafiana ny
toetra manolon-tena, toy izay efa ataontsika ankehitriny.
Sarotra tokoa ny ahitana firindrana, raha ny elanelana misy eo
amin’ny fampandrosoana ny firenentsika no resahina, raha
oharina amin’ireo firenana hafa. Ekeko fa ny firenentsika dia eo
an-dalam-pandrosoana ara- toekarena, na izany aza dia tsy
maintsy mandray an-tanana ny fanajana ny tontolo iainana sy
izay rehetra ao aminy isika, izany dia mba hanantenantsika ny
fizorana ho amin’ny fampandrosoana matanjaka…Andraikitra
sahanintsika koa ny mampahafantatra an’ireo fepetra noraisintsika, amin’ireo mpamatsy antsika mba hampiharan’izy ireo
izany fitsipi-pitondran-tena izany ho anisan’ny paik’ady.
Ireo vondron’olona , na koa ny mifanohitra amin’izany, ireo
orinasa mandinika, dia tsy hahafantatra akory ireo ny hasarobidin’ny maha-olom-pirenena azy ireo…raha toa ka tsy toy izany
akory ireo mpifaninana aminy, na ireo mpitarika
orinasa…
Socolait dia mihevitra hatrany ny maha-mpitarika
azy eo anivon’ny asa sahaniny rehetra, miaramientana isika manomboka izao, ho mpitarika,
mba tsy ireo mpifaninana amintsika indray no hahavita izany aloha !
Ny fahatanterahana ho orinasa mitsinjo ny maha
olom-pirenena sy tompon’andraikitra , dia tsy
maintsy katsahina manoloana ireo tsindry isankarazany , sy ireo tompon’andraikitra ivelany. Toy
izany koa ny sehatry ny fiantraikàna, ireo mpiara miombon’antoka, ny banky sy tranom-piantohana dia ho lasa loharanon’izany tsindry izany, mba hahatratrarana ny tanjona lehiben’ny
fanodinam-bokatra. Ireo ONG / Fikambanana, fa indrindra ny
olom-pirenena sy mpanjifa dia tsy hijanona ho mpitazana
fotsiny manoloana ireo andraikitra samihafa. Fitaovana vaovao,
ary koa mari-pamantarana vaovao, no ahafahan’izy ireo
mahafantatra amin’ny fotoanany, ny andraikitry ny orinasa !
Ny firosoan’ny Socolait ho amin ‘ny fanjohin-kevitra manaja
ny maha-olom-pirenena dia antenaina fa hitondra ho amin’ny
- Ny fananganana drafi-pandaminana eo amin’ny fikojana fisofanovana azo antoka, ary koa hiteraka fankasitrahana mafonja
rohana ireo fitavaona ampiasaintsika, tamin’ny alalan’ny Tomeo amin’ireo mpividy, ireo mpanjifa, ary koa ireo manampon’andraikitra ara-teknika vaovao dia mifandraika indrindra
pahefana eto amin’ny firenena.
amin’ny fitondran-tenan’ny orinasa mitsinjo ny maha olopirenena. Izany fanjohian-kevitra izany dia ahafahantsika Mirary fety sambatra ho anareo rehetra ny tenako!
manana tahirin’angovo betsaka tokoa.
Singanina manokana koa ny fanomezan-danja ny “Comité d’HyNosoratan’i / Ecrit par
giène de Sécurité et des Conditions de Travail (CHSCT), amin’ny
Philippe PENOUTY
alalan’ny fananganana ny fitsipika anatiny farany , izay mbola
mifandraika tanteraka amin’ny fanjohin-kevitry ny orinasa
(Tale Jeneraly / Directeur Général)
L’édito
SOCOLAIT, une entreprise citoyenne
Qu’est-ce qu’une entreprise Citoyenne :
pour tendre vers une plus grande traçabilité. Les ONG / associations
mais surtout les citoyens et les consommateurs ne resteront pas passifs
La définition d’une entreprise citoyenne peut se résumer comme suit. face aux questions de responsabilité. De nouveaux outils, mais aussi de
On parlera d’entreprise citoyenne si celle-ci prend en compte les dimen- nouvelles formes d’étiquetage, vont leur permettre de connaitre, en
sions sociale et environnementale dans ses activités et dans ses rela- temps réel, la responsabilité d’une entreprise !
tions avec ses partenaires. Une entreprise citoyenne est donc une orgaLe fait d’inscrire SOCOLAIT dans une démarche citoyenne ne peut qu’anisation dont les finalités économiques et sociales cohabitent, prouvoir des retours positifs ++, et générer une sympathie renforcée de nos
vant que la poursuite de bénéfices financiers n’est pas LE seul objectif.
clients, des consommateurs et des autorités de notre pays.
Économique, social, environnemental… le champ d’action d’une entreprise qui se veut citoyenne est vaste.
A tous, je vous souhaite de passer de joyeuses fêtes!
L’entreprise citoyenne est une notion que l’on voit de plus en plus apparaitre. Aux cotés des idées de Responsabilité Sociale des Entreprises et
surtout avec plus d’éthique, c’est la notion de citoyenneté qui arrive.
Socolait : Ses dirigeants, ont le devoir et de se poser la question de
l'évaluation de nos performances, sous un angle différent et complémentaire de l'angle financier. Il existe plusieurs domaines clés extrafinanciers qui permettent d'avoir une évaluation des performances.
- Les Impacts Environnementaux : Tous nos actes au quotidien ont un
impact environnemental, la consommation d’énergie (je règle mes machines aux mieux de leur performance), la consommation d’eau (je veille
à ce que les robinets d’eau soient toujours fermés en dehors de l’utilisation), la consommation d’électricité (j’éteins les lumières quand je quitte mon atelier, mon bureau, j’utilise la Climatisation a bon escient) sont
des comportements de collaborateurs d’entreprise Citoyenne.
-L’élaboration de la planification de la maintenance préventive de nos
équipements, par la nouvelle Direction Technique rejoint un comportement d’entreprise citoyenne. Cette démarche devra nous permettre de
réaliser des économies d’énergie importantes.
L’élaboration de notre dernier règlement intérieur, tenant compte notamment du Comité d’Hygiène de Sécurité et des Conditions de Travail
(CHSCT), s’intègre complètement dans la démarche d’une entreprise
citoyenne.
Sommaire
EDITORIAL……………………………….…..……………………..…...P.3/P.4
DIRECTION COMMERCIALE……………………………………………….P.5
DIRECTION TECHNIQUE……………………………………………..P.6/P.7
RESSOURCES HUMAINES………………………………………………….P.8
LOGISTIQUE……………………………………………………………………..P.9
USINE…………………………………………………………………………….P.10
Edité par
SOCOLAIT S.A
Route Mandaniresaka
Antsirabe 110
MADAGASCAR
Directeur de publication:
Socolait en plus de tout cela est consciente que les pressions environnementales ne peuvent que s’accentuer dans l’avenir et qu’il vaut mieux
adopter une attitude volontariste, c’est ce que nous faisons.
La coordination reste encore difficile à trouver, lorsque l’on parle des
écarts de développement dans notre pays, en comparaison avec d’autres. Nous sommes dans un pays émergents, je suis d’accord, malgré
cela nous nous devons de comprendre qu’il faut prendre en compte
l’écologie, alors que nous espérons accéder à un développement fort…
Notre action passe aussi par nos exigences envers nos fournisseurs pour
qu’ils intègrent eux aussi ce comportement dans leur stratégie.
Certains groupes ou au contraire petites entreprises, ne voient pas de
raison d’être citoyennes………… si les concurrents ne le sont pas, les leaders non plus, etc.…
Philippe PENOUTY
SOCOLAIT aspire à être le leader dans ses activités, agissons dés maintenant comme un leader avant que nos concurrents ne le fassent !
Ivandry—Antananarivo 101
Être une entreprise citoyenne et responsable deviendra donc une évidence sous la pression des différentes parties prenantes et acteurs extérieurs. Ainsi, dans la sphère d’influence de l’entreprise, les partenaires,
banques et assureurs vont de plus en plus être des sources de pression,
Rédacteur en chef:
Doria GIZY
Comité de rédaction: Bruno Landrier, David De La Fuente, Vincent
Lucas, Rosa Andriamifidy, Hanitriniaina Raveloarimino, Emmanuelle
Rasoarahona
Ont collaboré à ce numéro: Odon Rakotoson, Avo Rajoelson,
Manda Rakotomandimby, Miangaly Andriampanasina
Crédit photos: Socolait, Sogea-picardie
Régie Publicitaire: SOCOLAIT
3ème étage Imm. DIGITAL
Tél.: 020 22 483 93
Impression: Print Express
Nombre d’exemplaires: 350
http://www.socolait.net
Hetsika ataon’ny Socolait hamaranana ny taona
Très présente sur le terrain pour finir l’année en beauté
Mpanohana mavitrika amin’ireo hetsika ara-panatanjahatena Fervent partenaire des événements sportifs malgaches, la Socolait marMalagasy, amin’ity telo volana farany ity Socolait dia manama- quera ce dernier trimestre par sa participation en tant que partenaire
au Tour de Mada 2013 qui s’est déroulé du 26 Novemrika ny fandraisany anjara amin’ny maha-mpanohana
bre au 8 Décembre dans tout le pays , une caravane et
ny « Tour de Mada 2013 »azy izay notanterahana
des stands d’animations ont été mis en place à Antsiratamin’ny 26 Novambra ka hatramin’ny 08 Desambra
be ainsi qu’à Tana durant le passage des participants
manerana ny nosy. Misy ny « caravane »sy ireo trano
et la clôture de l’évènement sur le lac Anosy,
heva ara-pihetsiketsehana izay atao ao Antsirabe sy
En outre le cyclisme, Socolait s’est fait un plaisir de
Tanà mandritra ny fandalovan’ireo mpandray anjara
parrainer le championnat de handball qui s’est déroulé
sy ny famaranana ny hetsika eny amin’ny « Lac Anoau Palais des Sports le 2 au 10 Novembre en offrant
sy.
des yao et yaourt à toutes les équipes du championnat.
Ankoatra ny hazakazaka am-bisikileta, dia fifaliana ho
Socolait a aussi ouvert un partenariat qui a permis de
an’ny Socolait koa ny nanohana ny « Championnat de
faire gagner à des clients Orange Money une dizaine
hand ball” izay notanterahina tao amin’ny “palais de sport” ny de lots comme poids du gagnants en Lcs, paniers garnis, bons d’achat,
02 ka hatramin’ny 10 Novambra ka nanolorana yaô sy yaourt ny etc.…
ekipa rehetra.
Le mois de Novembre fut particulièrement marqué par « La nuit blanNanokatra fiaraha miombon’antoka izay manome alalana mba che de la filière du lait » qui s’est tenue au CCI Ivato le 8 Novembre
dernier dont Socolait a été également partenaire ainsi que la célébraahazoan’ireo mpanjifa « orange Money » loka am-polony maro
tion du 55eme anniversaire du SIM Carlton Anosy le vendredi 22 Nokoa socolait toy ny : « poids du gagants LCS, paniers garnis, bons
vembre,
d’achat », sns…
Ity volana Novambra ity dia nomarihana manokana tamin’ny « La nuit blanche de la filière
lait » izay natao tao amin’nt CCI Ivato ny 08
Novambra lasa teo izay mbola Socolait ihany
koa no mpanohana ; sy ny fankalazana ny faha
55 taona ny SIM Carlton Anosy ny Zoma 22
Novambra.
L’équipe commerciale et marketing ne cesse de renforcer la proximité avec les consommateurs et les
clients à travers des descentes sur le terrain en groupe toutes les deux semaines (conquête gargotes, pose
plaques et univers chez les détaillants)
Pour le plus grand plaisir des petits, Socolait célébrera
cette année la magie de Noel ,avec + de 4000 enfants, à travers un partenariat avec un centre de
loisirs pour enfants (Okalou) dans les plus grands centres commerciaux
de Tana, au programme : jeux, ateliers culinaires, parade de Noel avec
les produits Socolait durant tout le mois de Décembre
Tsy mitsahatra manamafy ny fanakakaizana ny mpanjifa sy ny
mpividy ny ekipa misahana ny varotra amin’ny alalan’ny fidinana ifotony miaraka isakin’ny roa herinandro (conquête gargotes,
Plusieurs animations sont également prévues dans les grandes surfaces
fametrahana takelaka sy ny tontolon’ny Socolait
de la capitale et Antsirabe ainsi que les marchés de Noel à
eny amin’ireo mpaninjara)
Tana Water Front et Galerie Pacom Andranomena pour
finir l’année 2013 en beauté,
Mba ho fanomezana fahafaham-po goavana ho
an’ny ankizy madinika dia hankalaza ny “La magie
Joyeux Noel et Bonne année 2014 à tous nos lecteurs !
de Noel” koa Socolait amin’ity taona ity miaraka
amin’ny ankizy 4000 mahery, izany dia iarahana
miasa miaraka amin’ny « centre de loisirs » ho
(1) Nandrity ny andiany faha-10 ny Tour Cycliste de MAdagasan’ny zaza (Okalou) any amin’ireo « centres comcar/ Durant le 10ème Tour Cycliste De Madagascar
merciaux »lehibe eto Antnanarivo. Toy izao ny
(2)Mpandresy ny lanjany amin’ny LCS tamin’ny lalao niarahana
fandaharam-potoana mandritry ny volana Décemtamin’i Orange Money / Gagnante du poids en LCS avec le jeu
bre monontolo : Lalao isan-karazany, « atelier
Orange Money
culinaire », « parade de noël » miaraka amin’ireo vokatra Soco(3)Rado, mpivarotra kafe eny an-dalambe / Rado, vendeur de café ambulant
lait .
Hisy hetsika maro ho tanterahina eo anivon’ireo « Grandes surfaces » eto Antaninarivo sy ao Antsirabe, sy ireo Tsenan’ny
Noely ao amin’ny Tana Water Front sy ny Galerie Pacom Andranomena, ho famaranana amin-pifaliana ny taona 2013. Mirary
noely sy taom-baovao sambatra ho an’ny mpamaky rehetra !
Nosoratan’i / Ecrit par
Miangaly ANDRIAMPANASINA
(Lehiben’ny sampana / Responsable Trade Marketing)
Ny asa fanavaozana
Fito volana izay no nanombohana ny asa fanavaozana eto
amin’ny ozinina . 70% ny fandrosoan’ny asa fanatsarana rehetra
sy ny fanavaozana, ary misy amin’ireo trano famokarana sasany
no efa vita.
Ozinina FARILAC
Nanomboka tamin’ny septambra ny asa, ny tanjona tratrarina
dia ny hamerina araka ny fenitra tokony ho izy ny trano famokarana FARILAC tao anatin’ny 2 volana. Izany dia nanomboka tamin’ny fanamboarana ny fanambany ho taila. Ny fandokoana ny
rindrina tamin’ny loko manaraka ny fenitry ny fanaovantsakafo,ny famerenana ny ny erin’aratra sy ny motera elektrika
rehetra.
Déjà près de sept mois que le démarrage des travaux de réhabilitation de l’usine a commencé. Avec plus de 70% d’avancement
sur la globalité du chantier de rénovation et de remise aux normes de l’usine, certaines unités de fabrication sont déjà terminées.
Unité Farilac
Démarré début Septembre, l’objectif à tenir était de remettre
aux normes l’unité de production de la farine de blé lactée infantile en 2 mois. Cela passait par la réfection du sol avec du carrelage, les peintures alimentaires sur les murs, sols et appareils
ainsi que la remise en état de l’électricité et des moteurs électriques.
Ara-tarehy marika; ny fanamboarana ny trano famokarana FARI- En chiffres, la réfection de la salle Farilac c’est :
LAC dia toy izao:

60 jours de travaux

60 andro ny asa fanamboarana

47 Ouvriers de l’entreprise Batir

47 ny mpiasan’ny BATIR

6 Techniciens du département technique

6 teknisianina ny teknika

540m2 de carrelage

540m2 ny fanambany natao taila

1220m2 de peinture murale

1220m2 ny rindrina nolokoina
10/11/13
01/09/13
Na dia nisy ary ny fahatarana herinandro, dia niezaka ny BATIR
ny nanome asa ara kalitao.
Ozinina LCS
Trano famokarana nataon’ny NESTLE tamin’ny taona 1972, ny
LCS no famokarana tena manavanana ny SOCOLAIT indrindra.
Ny fanavaozana natao farany dia ny taona 2005 . 2 volana sy 10
andro noho izany no nilain’ny mpiara miasa amintsika BATIR sy
ny ekipa ny teknika nanaovana ny fanavaozana:
Malgré de légers retards (une semaine), notre collaborateur BATIR a su respecter les délais tout fournissant un travail de qualité.
Unité LCS (Lait concentré sucré)
Zone de fabrication créée par Nestlé en 1972, c’est le processus
de fabrication le plus rodé de la SOCOLAIT. La dernière rénovation de cette unité remonte à 2005. Il a fallu près de 2mois et
10jours de travail à notre collaborateur BATIR et notre équipe
technique pour remettre en état cette unité avec :


70 jours de travaux
70 andro ny asa fanamboarana


47 Ouvriers de l’entreprise Batir
47 ny mpiasan’ny BATIR


8 Techniciens du département technique
6 teknisianina ny teknika


940m2 de carrelage
940m2 ny fanambany natao taila


1100m2 de peinture murale
1100m2 ny rindrina nolokoina
Ny fanombohan’ny fanodinana LCS indray
dia heverina ho amin’ny herinandro
voalonan’ny volana desambra, ka manao
izay tratry ny heriny ny ekipan’ny teknika
amin’ny fanatsarana farany hanombohan’ny fanodinana haingana mba tsy
ho tratry ny fahatapahan’ny tahiry
La remise en service prévue la première
semaine de Décembre, toute l’équipe du
Département Technique, qui s’est pressée
à affiner les dernières améliorations, a
permis de redémarrer l’unité sans tomber
en rupture de stock.
29/11/13
Ozinina YAOURT
Unité Yaourterie
Mba hazoana mamokatra ireo yaourt sy ny yao dia nafindra sy Permettant de fabriquer notre fameux yaourt brassé et yaourt à
nohavaozina amin’ny trano famokarana vaovao ny milina rehe- boire, cette installation a été complètement déplacée et rénovée
tra ary manaraka ny fenitra eropeanina, noho izany dia :
dans un nouveau bâtiment selon les normes européennes en
vigueur. Il a donc fallu :

Mila novaina ny endriky ny trano famokarana ( trano fisoloana akanjo vaovao, trano fandraisana akora fototra,…) 
Modifier la configuration du bâtiment (nouveau vestiaire,
zone
de réception matières premières, mise en car
Fametrahana ny herin’aratra
ton…)

Fametrahana fantsona vaovao

Mettre en place de nouvelles installations électriques

Fametrahana ny fomba fampangatsiahana ny yaourt

Installer de nouvelles tuyauteries

Fametrahana ny trano fampangatsiahina vaovao sy « SAS

Placer de nouveaux groupes froids pour refroidir le
de chargement »
yaourt
Ny asa fanamboarana dia niatomboka tamin’ny voalohan’ny

Poser une nouvelle chambre froide et un SAS de chargevolana aprily ary mitsahatra ny voalohan’ny volana desambra,
ment
niampy 15 andro izany ho an’ny famindrana sy ny fampandehanana indray ny zotram-pamokaran’ny yaourt mba Débuté mi-Avril après mon arrivée à la SOCOLAIT, ces travaux
ahafahantsika mamokatra tsy ho tapaka ny tahiry.
ont pris fin début décembre. Avec pour impératif 15 jours pour
déménager et redémarrer la ligne yaourt, cela nous a permis de
produire du yaourt sans rupture de stock.
Noho ny fiarahamiasa
tamin’ny
Grâce au travail de
LABOMECA
ho
nos
collaborateurs
an’ny
fantsona,
LABOMECA pour les
MADACONSTRUCT
tuyauteries, MADAho an’ny tao-trano,
CONSTRUCT pour le
SOMECA ho an’ny
génie civil, SOMECA
25/04/13
30/11/13 pour les installations
herinaratra ary ny
SMEF ho an’ny
électriques et la SMEF
fampangatsiahina, navaozina manaraka ny fenitra iraisam- pour les installations froids, cette unité a été rénovée en conforpirenena ho an’ny sakafo ny trano famokarana yaourt.
mité avec les normes de sécurité alimentaires internationale.
Nous tenons à remercier tout particulièrement l’équipe LABOMEIsaorana manokana ny ekipan’ny LABOMECA izay nanao ny
CA qui s’est activée durant les 15 jours de déménagement perain’ny tsy ho zavatra nandritry ny 15 andro
mettant à cette unité de redémarrer dans les
tamin’ny famindrana rehatra mba hazoana matemps
nomboka ara-potoana ny famokarana.
Suite des travaux
Tohin’ny asa fanamboarana
La remise aux normes de l’usine n’est pas finie, la
Ny famerenana ara-dalana ny ozinina dia mbola
deuxième partie des travaux a d’ores et déjà commisy tsy vita, ny tapany faharoa amin’ny asa famencé. MADACONSTRUCT, SOMECA et LABOMEnamboarana no manomboka indray.
CA ont démarré la rénovation de l’ancienne
Ny fanavaozana ny trano famokarana yaourt taloYaourterie dans laquelle sera mise en place la
ha izay atao ho trano fandraisana ronono sy ny fanavaozana ny nouvelle réception lait. Suivra alors la réhabilitation de la fromatrano famokarana fromage dia no hatomboky ny MADACONS- gerie.
TRUCT, SOMECA ary LABOMECA izao .
Dans chacune de ces zones, les tuyauteries seront remises en
Ho an’ireo farim-pamokarana tsirairay ireo dia havaozina avokoa état, le carrelage et peinture refaits à neuf, de nouvelles installany fantsona, ny taila, sy ny lokon’ny rindrina rehetra, ny herin’a- tions électriques posées, et les équipements froid modernisés.
ratra sy ny fomba fampangatsiahina izay hapanarahana ny feniToutes ces rénovations, en accord avec la nouvelle politique de la
tra
SOCOLAIT, vont permettre d’améliorer la qualité
Ireo fanafaozana rehetra ireo dia mifandray
de nos produits, réduire l’impact environnemenamin’ny politika vaovao ny SOCOLAIT, izay hafatal de la fabrication de chaque produit ainsi qu’ahana manatsara ny kalitaon’ireo vokatra, hampiméliorer les conditions de travail notamment
dinana ny fiatraikan’ny famokarana eo amin’ny
l’hygiène et la sécurité.
tontolo iainana ary ho fanatsarana ny fomba
Ces rénovations ne sont possibles que grâce à un
fiasa, indrindra eo amin’ny fahadiovana sy ny
vrai travail d’équipe, c’est pourquoi je tiens à
fiarovana.
remercier et féliciter tous les techniciens du
Manantitra ny fisaorana manokana ho an’ny
département technique pour leur travail.
ekipan’ny teknika aho satria ireo rehetra ireo
Nosoratan’i / Ecrit par
no vita dia nohon’ny fiaraha-miasa teo amin’David DE LA FUENTE
ny sampan-draharahan’ny teknika.
(Tale ara-teknika / Directeur Technique)
Fanovana ho amin’ny tsara kokoa
Na dia mitohy lavareny aza ny krizy
politika indrindra koa moa fa mihahenjana hatrany ny fifaninana arabarotra
lojistika sy ara-barotra koa dia tsy
mitsahatra manatsara ny asany
toy ny fifehezana ny tamba-jotram
- pivarotana .Ireo vokatra sy tolotra vaovao nalefa teny an-tsena
eto amintsika dia nandritra ity
izao dia akony tsara avokoa no
taona ity isika no niezaka nanetraheno .
ka ireo fototra hijorona hahatongavana ho orinasa matanja- Mila olona mahafehy ny asaka .Navaozina sy natsaraina ireo ny ,mavitrika ary mahay miray hina
milina sy fitaovana lehibe mampi- isika mba hamitana sy hahafahana
hodina ny orinasa :vita ny fananga- mahita vokatra tsara ho entin’ ireo
nana ny toerana vaovao fanondi- fanavaozana sy fiovana voatanisa
nana yaourts torak’izany koa ny teo aloha ireo.Efa fantantsika tsara
ao amin’ny fanamboarana ronono ireo soatoavina
mandry sy farilac ;ny ao amin’ny
eto amin’ny orinasa tokony hajaina
fanondinana ny ronono velona sisa
sy harahina :
no andalam-panamboarana .
Tao anatin’ilay Fitsipifehezana
Nifantoka bebe kokoa tamin’ny
Anatiny vao navoaka dia nofaritakalitaon’ny vokatra isika ary natao
na mazava tsara ireo lalana mihakoa izay hampirindra an-tsoratra
tra momban’ny Fahadiovana,ny
ireo lamina rehetra ao anatin’ny
Fiarovana ary ny Fifampifehezadrafitra fanondinana ato anatin’ny
na .Napetraka ihany koa ny fahafaorinasa.Ny lalana makany amin’ny
hana miserasera sy mifanakalo
Certification dia efa miroso lalina
hevitra eto anivon’ny orinasa
ary hantenaina fa ho tratra ny
amin’ny alalan ireo Solontenan’ny
tanjona amin’ny taona ho avy
Mpiasa vao voafidy.
2014 io.Ny eo amin’ny lamina
Mba hamitana izany tanjona izany
koa dia efa novelambelarina ny
drafitra hanatsarana ny fahaizamanaon’ny tsirairay .Tafiditra ao anatin izany ny famatrahana ny mpisolo toerana vonjimaika amin’ny
fotoana tsy mahaeo ny lehiben’ny
sampanasa iray .Ireo mpisolo toerana ireo dia hahazo tombony
fahalalana vaovao eo ampanatontosana izany andraikitrin’ny lehibeny solony izany .
Ankoatran’izany fahalalana azo eo
ampiasana izany koa dia misy ireo
fiofanana manonkana tsy maintsy
natrehana ho an’ireo sehatr’asa
fototra ohatra amin’izany ny resaka Fifehezana ny fomba tsara fitandroan ny Fahadiovana ,Ny Fianarana ny Vonjy Taitra, ..Ary mbola
mitohy hatramin’izao ny fiofanana
momban’ny
Fahaizamitantana :natao indrindra ity
farany ity mba ahafan’ireo lehibe
mifehy ny anjara asany ary indrindra hananany ny toetra mendrika
mahampitantana .
Ny fivelaran’ny fahaiza-manao ny
fifanakalozan-kevitra eo anivon’ny
toeram-piasana ary ny fanatsarana
ny laminasa :ireo no fanamby hapetran’ny RH ho amin ‘iny taona
vaovao 2014 iny.
Hampiharina amin’ny rehetra ny
Fanomezana Valisoa Ny Asa Mendrika natao izany mba hampirisika ,hampavitrika ary hanomezana
valiny ny mpiasa tsirairay araka ny
asa vitany .Ny fiandohan’ny taona
ho avy iny dia hifampidinika miaraka ny lehibe mpitantana sy mpiasa
tsirairay amin’ny fametrahana ny
tanjona ,ny fomba hanatanterahana izany ary ny fe potoana hanaovana ny tomban’ezaka .
Ny tanjona hapetraka izay tokony
ho voafaritra tsara ho azo refesina
ary mety tanterahana ara potoana .
Dia Mirary Krismasy sambatra sy
Taombaovam pifaliana ho antsika
rehetra !
Changements pour le meilleur
Alors que la crise politique persiste
et que l’environnement concurrentiel est particulièrement difficile,
nous avons posé cette année les
fondations d’une entreprise forte.
commerciale se développe, et nos
circuits de distribution s’améliorent. Nos nouveaux produits trouvent un écho favorable sur le marché.
Nous avons modernisé et optimisé
notre outil industriel. Les travaux
d’installation de la nouvelle Yaourterie sont terminés. Les unités de
fabrication de Lait Concentré Sucré
et de Farilac ont été réhabilitées.
Et la nouvelle Laiterie est en cours
de travaux.
Il faut des femmes et des hommes
compétents, motivés et soudés
pour réaliser et faire fructifier ces
différents changements.
Nous mettons l’accent sur la qualité de nos produits et avons formalisé nos processus. Les démarches
de certification de notre société
sont bien engagées et devront
aboutir en 2014.
Notre organisation logistique et
Les valeurs de la société ont été
annoncées et nous devons tous
nous les approprier : ENTREPRISE
CITOYENNE, ETHIQUE, INNOVATION. Nous avons défini, à travers
le nouveau Règlement Intérieur,
les règles applicables au sein de la
société en matière d’Hygiène, de
Sécurité et de Discipline. Nous
avons établi les bases d’un dialogue social constructif avec les nou-
FAHATERAHANA / NAISSANCES
veaux Délégués du Personnel.
les valeurs du manager.
Nous avons esquissé le plan de
développement des compétences
de nos collaborateurs. Le système
d’intérim en fait partie. Désormais,
en l’absence d’un cadre, son intérim doit être assuré par un de ses
collaborateurs. Ce dernier pourra
ainsi acquérir de nouvelles compétences par la pratique de responsabilités accrues. Au-delà de cette
formation pratique, nous avons
organisé plusieurs formations
« conventionnelles dans des domaines fondamentaux : Bonnes
pratiques d’hygiène, Microbiologie, Secourisme. Enfin, une formation au management est en cours
de réalisation. Elle doit permettre
aux différents managers de mieux
assurer leurs rôles et s’approprier
Le développement des compétences, le dialogue social et l’amélioration de l’organisation du travail
feront partie des défis RH en 2014.
Nous allons également procédé à
la généralisation du système de
bonus. Ce système vise à stimuler,
motiver et récompenser individuellement les salariés. Dès les premiers mois de l’année 2014, chaque employé devra avoir un entretien avec son manager pour définir
ses objectifs, et s’accorder sur les
méthodes et périodicité d’évaluation. Ces objectifs devront être
clairement définis, mesurables,
réalistes et temporels.
Joyeux Noël et Bonne Année à
tous.
Jean Luc (RAKOTONIAINA Jean Christian)
Faly isika rehetra mandray ato anatin’ny fiankaviambe SOCOLAIT ireto ankizy
FAHAFATESANA / DECES
manaraka teo / Nous sommes heureux d’accueillir dans la grande famille SOCOBetsaka ihany koa ireo havana, tapaka sy namana, nafointsika nandritra izay feLAIT les enfants suivants :
potoana izay. Handry ampiadanana anie ny fanahin’izy ireo. / Nous avons égaleFANOMEZANTSOA Augustin Cohen Tahiriniaina (RAFANOMEZANTSOA Solo Au- ment perdu de la famille et des amis durant cette période. Qu’ils reposent en
gustin), NOTAHIANJANAHARY Tsioriniaina Sarobidy Naya (ANDRIANATENAINA paix.
Helisaona), IARIFIDINOMENJANAHARY Toavina (RAKOTONIRINA Nambinitsoa
Nosoratan’i / Ecrit par
Fidimalala), TOJONIRINA Nantenaina Fanantenana Prisca (RAKOTONIRINA Alain),
RAZAFIARISOA Nomenjanahary Jenny (RAZAFIMANDROSOJAONA Landrisy),
Doria GIZY
MIHAMANJAKA Mihary Mitia Fameno (RALAMBO Hajamanjaka Nehemia), RANDRIAMPARANY Judickael (RANDRETSA Mamy Niaina), RANDRIANIAINA Finoana
Albertiah (RANDRIANAMPOINA Théo Albert), RAKOTONIAINA Tsiaronarovana (Talen’ny fitantanana sy ny Ara-Bola / Directeur Administratif & Finannancier)
Avy any amin’ny tobi-mpamokarana hatrany amin’ny mpanjifa
De l’usine aux clients
M
ba hanatsarana hatrany ny asa ato anatin’ny sampanasa lojistika
dia maro ny fiovana sy fandaminana natao .Manomboka miasa
amin’ny 5 ora maraina ny fitobinentana eto Andranomena mba tsy ho
sakana ho an’ny fiara sy kamio mpitatitra entana ny fitohan’ny fifamoivoizana eny andalambe rehetra eny .Mampiasa ekipa 2 mifandimby ny
lojistika izay ahitana saofera 9,mpibata entana 10,mpitantana magazay
2 ary mpiasa birao 1 manampy ny tompon’andraikitra :ireo no miaramisalahy ahafahana miasa tsy miato hatramin’ny 7 ora hariva .
N
Fiara 10 milanja hatramin’ny 26 taonina no mandrafitra ny parc auto
io sampanasa io izay mahavita 200 fihodinana isambolana . Ireo mpiasa
sy fitaovana ireo no ahafahana mamita ao anatin’ny 1 volana fitsinjarana sy fanaterana ny komandy miisa 1600 faktiora an’ ireo mpaninjara
miaramiasa amintsika. Nozarazaraina faritra mazava tsara koa ny tananan’Antananarivo mba hifehezana izany fanateran’entana izany ,tsy ny
tananan’Antananarivo ihany anefa fa hatramin ireo tanandehibe manodinina ihany koa dia mahazo izany tolotra izany avokoa :hatrany
Mahitsy raha miankandrefana tonga hatrany Toamasina faran’ny Antsinanana ary eny Sabotsy Namehana amin’ny tapany avaratra ka hatrany
Imeritsiatosika raha mihanatsimo .
Ce service mobilise un parc de 10 véhicules pour un tonnage de 26
tonnes afin de réaliser près de 200 tournées par mois. Ainsi, nous assurons les livraisons des commandes clients reparties en 1600 factures
par mois. La ville de Tana est sectorisée en plusieurs tournées géographiques afin d’optimiser les livraisons et l’intervalle de temps entre
chaque client. Les tournées couvrent également le grand Tana en allant
de Mahitsy à l’extrême Ouest jusqu’à Toamasina à l’Est ,de Sabotsy
Namehana dans le Nord jusqu’à Imeritsiatosika dans l’axe Sud .
Ireo teny filamatrin’ny sampanasa
lojistika :
« Fahamarinam-potoana sy Fahazoana
Tombony . » ireo no teny mifehy ny
sehatra lojistika :fiara sy fitaovana aradalana sy madio no omena hampiasan’ireo mpiasa izay efa voaentana sy
voafehy hanatanteraka ny anjara asany dia ny fanaterana na fakana entana
hatramin’ny fitakiambola eny amin’ireo mpivarotra mpiaramiasa amintsika .
ous avons développé en interne notre système logistique pour
parfaire notre service.
La plateforme ouvre ses portes à 5h, afin de faire partir les camions
dans les meilleurs délais compte tenu de la circulation en ville.
Notre service travaille en permanence jusqu’à 19h du soir en faisant
relayer 2 équipes formées en tout de 9 chauffeurs, 10 manutentionnaires ,2 magasiniers et 1 assistant logistique.
Points clés du service logistique :
« Régularité et Rentabilité » sont les 2 mots d’ordre de notre service
logistique .Des véhicules et équipements adéquats et propres mis à la
disposition d’un personnel sensibilisé et
encadré assurent des missions aussi
bien que les livraisons que les enlèvements jusqu’au recouvrement.
Nous optimisons la rentabilité de nos
actions sur l’organisation de nos tournées également sur la maintenance de
nos équipements et véhicules .Nous
avons exploité notre logiciel informatique ERP pour faire sortir des bons de
tournés, permettant d’optimiser la gestion des tournées et le temps de chargeHezahana hatrany ny hahazoana tombony amin’izay zavatra atao dia ment des camions. Cela permet également d’avoir une visibilité sur les
apetraka mazava ny lamina amin’ireo fihodinana tsirairay ary indrindra couts logistiques, en fonction des volumes, du nombre de clients servis
fehezina ny fandaniana eo amin’ny fikojakojana ny fiara sy fitaovam- sur une tournée. En fonction de cela, nous pouvons aussi contrôler les
piasana rehetra. Notradrahana ny lojisiela ERP mba hamoahana Bons consommations des véhicules. La plus grande partie des réparations et
de Tournées mitsinjara avy hatrany ny fizarazaran-dalana haleha isa- entretiens de nos véhicules sont effectuées par un garage agrée qui
kin’ny fiara hiainga .Io lamina io no ahafahana mamaritra ny fandania- facilite la gestion des couts.
na amin’ny fitaterana sy fizaran’entana ataon ny sampanasa lojistika :hita arakarakin’ny lanjan’entana sy ny isan’ny mpivarotra mahazo Amélioration continue dans le service logistique :
entana ao anatin’ny fihodinana 1 izany ;dia fantatra mazava koa ny Dans le but d’offrir une sécurité optimale de nos produits, notre service
solika lanin’ny fiara tsirairay .Ny momban’ny fikojakojana sy fanamboa- logistique avait bénéficié de plusieurs points d’améliorations tels l’exrana ny fiara indray dia orinasa voatokana iray no manao ny asa lehibe tension de notre magasin de stockage des produits frais et la construcrehetra ka hany ka mora ny fanarahamaso ny fandaniana .
tion d’un tunnel de déchargement et déchargement,…
Fanatsarana mitohy eo amin’ny sehatrasa lojistika :
Et un point particulier sur l’habillage de nos véhicules consiste à garder
notre image de marque .L’ensemble des équipes a été doté d’équipeMba hanomezana antoka hatrany ny vokatra zaraina amin’ny mpanjifa
ments vestimentaires conformes au personnel du service : des ensemdia maro ny fanatsarana natao toy ny fanitarana ny efitra fampangatbles matelassés pour les manutentionnaires dans les chambres froides,
siahan’entana ,ny fanamboarana tonelina fampiakarana sy fampidinandes chaussures de sécurités, des ensembles d’imperméable avec panta’entana
lon pour les chauffeurs,….
Asa manonkana koa ny nandokona manaraka « charte » ny fiara reheLa force de notre service logistique est fondée sur l’encadrement et la
tra ; natao izany mba hitazonana ny sata famantarana antsika .Ny
sensibilisation continus de son personnel en gardant leur devimpiasa koa dia samy manana fitafiana manonkana mifanaraka amin’ny
se : « Livrer des bons produits au bon endroit au bon moment et à
anjara asany ohatra ireo mpibata entana ao anaty efitra mangatsiaka
moindre cout. » et en espérant être le garant de notre succès vers la
dia manana akanjo matevina mafana miaraka amin’ny kiraro fiarovavision QUALITE.
na ;ny saofera mamana ankajo sy pataloha aro orana …
Ny tanjakin’ny sampanasa lojistika dia ny fomba fifehezana matotra sy
fanentanana matetika ny mpiasa mba hitazonana hatrany ny fanamby
hoe : « Mizara entana tsara any amin’ny toerana voatondro tonga
amin’ny fotoana marina kanefa amin’ny sandany ambany indrindra . »
Izany no toky hantenaina fa antoka hahatongavana amin’ny tena Kalitao Lafatra .
Nosoratan’i / Ecrit par
Odon RAKOTOSON
(Lehiben’ny sampana lojistika / Responsable logistique)
Ny orin’asa Socolait miroso ho amin’ny fanatsarana maharitra
L’usine Socolait : une usine en amélioration constante
Ity laharan’ny SocoSera ity dia ifantohan-tsika amin’ny ny fizotran’ny
fiantohana ISO 9001 sy HACCP/ISO 22OOO ”, izay iantohana fahombiazana ankapobe ny orin’asa SOCOLAIT sy
iantohana ny aro-voina ara-tsakafo ary ny mba hananan’ny tsirairay
fomba fiasa mazava sy mahafinaritra.
Haseho anareo :
Pour ce numéro de Soco’Sera nous nous focalisons sur le déroulement
du processus de certification de l’entreprise : ISO 9001 et HACCP/ ISO
22000, un processus qui permet d’assurer l’efficacité globale de Socolait, de garantir la sécurité alimentaire et d’apporter à chacun un
contexte de travail propre, clair et agréable.
Nous vous présentons :
1 . Ny fandaharan’asa momba ny fiantohana
2. Fampafantarana ireo singa fototra 2 ao anatin’izany fiantohana
izany.
1. Le planning de la certification
2. Un point de formation/information portant sur deux éléments clés
de la certification.
Ny fomba HACCP, ny fiantohana ISO 22000
Fahasamihafana eo amin’ny « CCP » sy ny « PRP »
CCP na antony lehibe ho an’ny fifehezana
LE SYSTEME HACCP, LA CERTIFICATION ISO 22000
DIFFERENCES ENTRE UN CCP ET UN PRP
CCP ou point critique pour la maîtrise
C’est une ETAPE pour laquelle une mesure de maîtrise doit être appliDingana iray ao anatin’ny famokarana izay ilàna fampiharana fepetra quée et est ESSENTIELLE pour prévenir ou éliminer un danger lié à la
manokana. Izany fepetra izany dia ilaina mba hisorohana sy hanafo- sécurité des denrées alimentaires ou le ramener à un niveau acceptahanana ireo loza mifandray amin’ny aro-voina ho an’ireo karazan- ble.
tsakafo na hamerenana izany
amin’ny fenitra.
Il faut déterminer des limites
critiques, une procédure de
Mila mamaritra ny fetra azo
surveillance, des actions correcekena, fepetra momba ny
tives, des corrections préétafanaraha-maso, asa fanitsiana,
blies et la documentation assofanitsiana mipetraka mialoha,
ciée (principes de l’HACCP).
antontan-kevitra
miaraka
La surveillance des CCP se fait
aminy (fitsipika mifanaraka
de manière PERMANENTE et la
amin’ny HACCP).
perte de maîtrise d’un CCP enNy fanaraha-maso ny CCp dia
traîne obligatoirement la mise
tokony tsy ho tapaka ary ny
en place de corrections.
tsy fitandremana azy dia miteraka fametrahana fanitsiana manokana.
Un exemple : une pasteurisation défaillante (couple temps/
Ohatra : ny tsy fahatomombanan’ny « Pasteurisation » (tsy fanajana température non respecté) peut entrainer une contamination bactérioireo fotoana sy maripana napetraka) dia mety ahatonga fifamindrana logique du produit et donc un danger alimentaire.
mikraoba izay miteraka vokatra tsy ara-pahasalamana
Ce point constitue donc un CCP : nous devons par conséquent
Io zavatra iray io noho izany dia CCP ka tsy maintsy mitandro io fomba « verrouiller » ce processus, en plaçant une vanne de recyclage du lait
atao io isika amin’ny alalan’ny fametrahana fanidy mamerina ny sur le pasteurisateur, et nous devons vérifier et prouver l’efficacité du
ronono amin’ny “pasteurisateur”, ary koa manara-maso sy manama- dispositif grâce à un enregistrement continu (sonde+ enregistreur).
rina isika ny fahombiazan’ny zavatra napetraka amin’ny alalan’ny
firaiketana mitohy(sonde+enregistreur).
PRP ou Programme Pré-requis
Ce sont les conditions et activités de base nécessaires pour maintenir
PRP na fandaharan’asa efa maty paika
tout au long de la chaîne alimentaire un environnement hygiénique
Ireo dia fepetra sy fomba fototra ilaina itazonana mandritra ny to- approprié à la production, à la manutention et à la mise à disposition
hivakana ara_tsakafo sy tontolo ara-pahasalamana mifandraika de produits finis sûrs et de denrées alimentaires sûres pour la consomamin’ny famokarana, amin’ny fibatana sy fametrahanany vokatra vita mation humaine.
azo antokasy tena azo hohanina tokoa.
Il s’agit d’apporter un environnement hygiénique via des bonnes pratiques classiques préventives comme la maintenance des locaux, le netTsy inona izany fa ny fametrahana tontolo ara-pahasalamana mankany toyage-désinfection, l’hygiène du personnel et sa formation, la lutte
amin’ny fomba mahazatra misoroka toy ny fikarakarana toerana, fa- contre les nuisibles, etc.
nadiovana sy famongorana mikraoba, fahadiovan’ny tsirairay sy ny
fanabeazana, ady amin’ny manelingelina,sns…
En pratique, on assimile les PRP aux bonnes pratiques d’hygiène (BPH)
Ohatra iray: Tokony hanasa Tanana aho isaky ny miditra anaty toeram- Un exemple : je dois me laver les mains en entrant dans l’atelier propamokarana, ary manao ireo fanamina enti-miasa
duction, et porter une tenue de travail (blouse, com(blouse, combinaison) madio izay tokony
binaison) propre qui doit rester dans cet ateNosoratan’i / Ecrit par
mijanona ao amin’io toerana io.
lier.
Bruno LANDRIER
(Talen’ny Ivo-Toerana / Directeur de Site)
Notre partenaire logistique